Tena tsara lay hira fa lay jesoa manao kilala ty no nanimba azy
@nolagnazandriniteo6505
4 жыл бұрын
kzitem.info/news/bejne/xWZrq6OksqBmmWk ito amin lien ito ny clip originale tompoko
@KuKb-q6z
6 ай бұрын
❤❤❤❤❤🙏🙏🙏
@tahinajeanchristianrandria2383
6 жыл бұрын
fa tena mameno ny foko tokoa ny mihaino ity antsam pisaorana ity koa mankasitraka nareo ny tenanay
@henriettatovondrainy573
7 жыл бұрын
Mankasitraka ho any nanao an'izy ty e.Fa indrindra chorale fanasina ao morondava tompony lay hira.mankasitra eee
@nolagnazandriniteo6505
4 жыл бұрын
kzitem.info/news/bejne/xWZrq6OksqBmmWk
@nolagnazandriniteo6505
4 жыл бұрын
Chorale Saint Vincent de Paul avy ao amin ny cathédrale Toliara no tompon'ilay hira tompoko, io lien n'lay clip originale. Mankasitraka e
@afisakayi5537
3 жыл бұрын
Naro film Jesosy hitako fa tsary nahita Jesosy nadihy kara io, devoly io,matezitra Jesosy io
@raogniharisoanirina512
7 жыл бұрын
Jesosy kosa tsy manao kilalaka!!!
@joromiakabolanarandriambol9806
7 жыл бұрын
Mba décompresser-o kely ihany zoky a!.... keep Cool!!!
@arrchesshumanrabe3570
7 жыл бұрын
Hi hi hi! Marina izany Jesoa tsy nanao kilalaka fa ny vazaha kosa mandihy salegy kilalaka........!
@todisoarazafindrabekoto8429
6 жыл бұрын
fa ratsy ny manao kilalaka??? Dihy nge zan e..sa tsy maintsy dihy soroka vao atao dihy mendrika?
@sharyestflavie5986
6 жыл бұрын
Ka diso faly loatra ilay Olona dia lasa nentanentana be izy nandihy ..fa tsy ratsy fa tsara kosa ee
@eadlynschreave2835
5 жыл бұрын
Tody Rabekoto sérieusement tu crois vraiment Jesus dansera de la sorte ...? Est ce qu’il dansera tout court même ..... j’ai des doutes... j’pense pas même
@lovatina8928
6 жыл бұрын
Tsara be mintsy le hira fisaorana eeeeee,misaotra mankasitraka ee
@francinenoela6719
6 жыл бұрын
Fa tsara be le hira , misy zavatra mampimoehy ao hahahahahahaha . Jesosy mandiha mahafinaritra
@tokiniainaricky8588
6 жыл бұрын
Mba gaga aho mahita an'ilay "commentaires' ato. Tsy Jesoa ireny sary ireny. Sady iza moa no tena mahalala na nahita ny endrik'i Jesoa . Fa sary fotsiny ireny na koa hoe 'illustration'
@bruneldierazafindradaoro3532
6 жыл бұрын
Tiako be ty hira ty.Misaotra Anao Baba, misaotra Anao
@philiprakotondramanana6196
7 жыл бұрын
mankasitraka e
@opportunerey6978
6 жыл бұрын
Mahafinaritra be zaho nahita Ilay vazaha nitsinjaka hita fa olombelona koa faly mitovy daholo satriaJesoa ao agnatintsika tsy misy fanavahana ny fitiavany sy ny famindram-pony . Misaotra baba e.
@chellamarcelin6760
6 жыл бұрын
Tsara tiko be
@mayagasy7711
6 жыл бұрын
tsara le hira f merci
@GalaxyGalaxy-jw1yw
6 жыл бұрын
Misaotra fa tsara be o
@erbeyerbey3764
6 жыл бұрын
mankasitrakee
@ranaivoharisoazaratianaodi846
7 жыл бұрын
misaotra e! tsara be
@randrianatenainasidonie1773
6 жыл бұрын
tsara hira fa tsy misy JESOSY hagnano anio kosa e,
@BLOCKVVS
6 жыл бұрын
Dieu tout puissant
@francinenoela6719
6 жыл бұрын
Tsy mitsara fa Jesosy le mitsinjaka mbola tsary reninko anatiny Baiboly ny fitoana nandihizana otra zao .
@nolagnazandriniteo6505
4 жыл бұрын
ito ny clip originale tompoko kzitem.info/news/bejne/xWZrq6OksqBmmWk mankasitrake
@rafiqurrahman4584
7 жыл бұрын
Misaotra anao baba, fa tsara be ny magnanagna anao,
@hasinarav6979
6 жыл бұрын
Tsara eh tiako bé😍😊
@wellahalida9192
7 жыл бұрын
Misaotra é tsara be
@RahulRahul-se1kk
6 жыл бұрын
Wellah Alida 🤗😘😅
@manouellahlantoniaina33
7 жыл бұрын
mahafinaritra ahy mihintsy ty hira ty ka,mercie e
@isabellevarivola3830
6 жыл бұрын
Mahavelo be vata ro lahy ee soa vatany io
@hantamalalamariebrigittera8026
7 жыл бұрын
Tiako lôtr e..misaotsa BABA
@onjarakotohery3787
5 жыл бұрын
Misaotra anao misaotra e anao...matoa ng olo mifiopioke ie te hiantsa zay
@nolagnazandriniteo6505
5 жыл бұрын
kzitem.info/news/bejne/w4Cpnpqcp4F2eYI ito ny lien ho ani clip originale.
@tjolei3797
6 жыл бұрын
Tsara be ... mankasitraka sady mifiopioky fa tsara loatra ny Jesoanay ....
@heryclaverhery8868
6 жыл бұрын
Tiko tena tiko ly hira toy eee
@alinjakanicolas6707
7 жыл бұрын
mankasitraka e
@alphonsefabienneestela3887
6 жыл бұрын
Brava
@bruneldierazafindradaoro3532
7 жыл бұрын
Mankasitra fa tena tsara be
@kantosinghsigl3645
6 жыл бұрын
Merci
@ninazara8847
5 жыл бұрын
Azala Jesosy mitsinjaka?????? Dévoly roahy eeee
@heryzochristianandrianasol3953
6 жыл бұрын
Tena tsara e!
@martinamartina5281
6 жыл бұрын
Tsara ny hira fa ny montage tsy met ho antsika mpino fa mananihany @lay sarin'i Jesoa mandihy
@nolagnazandriniteo6505
4 жыл бұрын
Tsy clip originale io , fa ito ny lien ho an'ny originale tompoko kzitem.info/news/bejne/xWZrq6OksqBmmWk
@vlsnomena8446
7 жыл бұрын
tiko ranga ty hira ty a!!! tiko tena tiko!!!!
@RahulRahul-se1kk
6 жыл бұрын
Vls Nomena 🎂🍨😍😄
@rozrozz5068
5 жыл бұрын
Tkny tsy asina le jesoa mi charme be fa tsy miaja!!! Otrany oe manimbazimba nefa tsra le hira
@nolagnazandriniteo6505
4 жыл бұрын
kzitem.info/news/bejne/xWZrq6OksqBmmWk ito ny lien ho any clip originale
@rampizailazaberthe5146
6 жыл бұрын
tsara be
@rakotoarivelovonjyhobiniai7337
6 жыл бұрын
Tsy mety ilay clip mifangaro @ Gags, natao hampihomehezana anie ireny e! Nga Jesoa kolonina toy ireny!!!???
@manampyrazafy9088
5 жыл бұрын
Hita hoa! maniratsira !
@nolagnazandriniteo6505
4 жыл бұрын
kzitem.info/news/bejne/xWZrq6OksqBmmWk ito ny lien ho an'ny clip originale
@marioandrianaivoson7881
6 жыл бұрын
Soa aaaa
@lalaorav1480
2 жыл бұрын
♥️♥️🙏
@brunoramaharavo2732
5 жыл бұрын
Misaotra ee
@edyscynthia9995
5 жыл бұрын
Mankasitra
@jespfentraarifetra4668
5 жыл бұрын
tsara
@johnandri8525
5 жыл бұрын
tsara e
@tuyishimesamuel266
5 жыл бұрын
From which country pls?
@soaange177
5 жыл бұрын
Madagascar
@melyvolasoa808
6 жыл бұрын
misotse
@isabellevarivola3830
7 жыл бұрын
tsara eeh
@flora4035
6 жыл бұрын
Miswtra baba fa navotanw hizahay aza mahasarakahy ianw naminy ora na minit tiako baba jeswsy jokinay omeo fanahy mpankaery izahay azavelanw osolafa ary azavela iarandoza izahay @ anarany jeswsy
@mer6anwmanafonakanono885
6 жыл бұрын
Zah tsiala @ katulka tiko manompo Y. Kristy miswtra baba
@flora4035
6 жыл бұрын
Miswtra baba fanavotanw izahay ainganie iobianw mandrakariva. Izahay
Пікірлер: 99