Mankasitraka e 👍 mirary soa hatrany o ry Malala o n'y FIfalliko....
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
Ho tafafara-dia n'y Tia s'y n'y Tiana.
@voahangyrazafimbelo1587
8 жыл бұрын
hafa ihany ny hira taloha, maankasitraka
@gaetanrakotondrina9563
Жыл бұрын
Driii! Any izay i Dada
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
Ho tafara-dia ianareo roa. :-)
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
Ho mandrakizay, :-)
@albertrakotoandriantsaroan6967
5 жыл бұрын
hira nohirainay izany fony mbola mpianatry ny square Poincaré
@diaryhenintsoaratsimbazafy1639
8 жыл бұрын
mlay lé nostalgie eh
@rakotondrahaingojonah287
4 жыл бұрын
Nalaza t@ fampandihizana zany Frères Arthur zany taminny andronay
@jonraha588
5 ай бұрын
Lasa vinany, mitamberina ny taloha, mankafy lay hira amzao 22h30 izao, tao anatin ny fahatanorananay tanteraka
@jeanyves3999
3 жыл бұрын
Izany no hira eh! Tsy lefy laza mampahatsiahy ny fahatanirana Mankasitraka tompoko misaotra
@srolivah
14 жыл бұрын
Tena tsara ilay trio sax miaraka amin'ilay traversière e! Deraina manokana mihitsy! Ilazao anie azafady raha mbola misy duo/trio/quartet sax sy traversière toy izao e!
@appskwt829
3 жыл бұрын
Kanto loatra ny hira taloha
@zoukjhanne4921
4 жыл бұрын
Hafa ihany ny kalon'ny fahiny
@nirinasoamalagasy3972
2 жыл бұрын
tena tsara
@havanarenciot6430
6 жыл бұрын
Ndriii. Any dada sy mama zay
@ratendrimitantsoatomboaril2951
10 жыл бұрын
Mankasitraka e! Tsara , mahafinaritra !!!!
@rakotoarisonmalala489
4 жыл бұрын
Tsara be! Hafa ihany ny hira taloha
@herijaonaandriamiandry7564
7 жыл бұрын
Miverina eto indray aho herintaona aty aoriana
@vivianemarcellin1207
5 жыл бұрын
MAHATSIARO MAMA BOZY SY RAPE ARY RADE ZA AMZANY HIRA IZANY MIRARY SOA HO ANAREO TENAKO TS MANADINO NA DIA LAVITRA NAREO AZA NY TENAKO 😘😘😘😘😘😘😘
Пікірлер: 32