Hira fampaherezana ho an'ny olona rehetra nidonam-pahoriana, Raha manana an'i Jesoa izy ka raha sendra miala eto amin'ity tany fandalovana ity, dia tsy ho faty mandrakizay satria efa manana toerana ao antranon'i Ray izy dia fiainana Mandrakizay.
- Күн бұрын
Maty izy HOSI-PIDERANA VOL 09 (Fahatsiarovana an'i chef taine Annie)
- Рет қаралды 48,129
Пікірлер: 37