Marina letsy ny an'ialahy ry Koto. 👍👍. Fialonana an'i Gascar daholo izany
@AliliAlii-b1o
2 күн бұрын
Tahotra daolo zan koto a...efa miditra n olona vvao d natahotra n dinausaure tsis afitsoka sad ts nahomby ...enao ko ne rfa mdio ka mitady ho tafavd lotoina sy osorana fotaka e..j reo le efa maloto reo rahamisy sahy miteny tson
@user-vo2gk7jz4v
3 күн бұрын
Ikoto a! Samy mifanaratsy ireo fa ny loza anie ikoto fa vao mamoaka porofo anie de any amponja vao mijanona merci foana e!
@PierreRambolarijaona-cw3sd
3 күн бұрын
Misy zavatra tsy ahazoana porofo "matériel" na oviana na oviana satria afenina mafy nefa misy fiantraikany ratsy @ fiainan'ny hafa raha avela ho takona lava eny. Na dia tsy misy porofo kosa aza anefa ny tranga sasany dia asehon'ny lôjika fa tsy "normal". Izany lôjika izany dia miteraka fanontaniana sy famakafakàna hoe nahoana tokoa ? I Gascar mantsy dia manizingizina fa tsy misy matretre mpanohana ara-bola any ambadika, nefa tampotampoka eo ny "Mouvement Gasikara" dia manana kandidà Ben'ny tanàna any @ Kaominina aman-jatony, izay henjakenjana ihany @ demôkrasia malagasy ny "caution" (fandraisana anjaran'ny kandidà @ fandanian'ny CENI. Ataon'ny CENI ny kajy dia hadangan'ny governementa avy eo). Efa misy journaliste manao "investigation" any, efa mahita "source" fa tsy Ravatomanga mivantana toa ny an-dRajoelina fa mety ho....(misy ifandraisany @ judoka 😂)...wait and see....
@ambinintsoaandrisoaniaina4606
3 күн бұрын
Manomana ny fiverenany eto indray laikoto an !
@nantenainaantsa4937
3 күн бұрын
Miaro indray koto an!
@monno1575
3 күн бұрын
Tsara ilay te ho mpanao analyse politique fa mbola lavitra be raha ny fo no ampitenenina.Olona tsy manana vision akory ilay olona tohananao io fa mampiteny ny vola tahaka ny nataon'i rajoelina ihany rehefa manao zavatra.Ny politique anie tsy fitsarana ka hisy ilay atao hoe presomption d'innocence e! Mila mahay miaro ny tenanao ianao satria débat d'idée io ka tsy mahavoa ny olona tohananao sy ianareo mpiaro azy matoa mitaraina be sy be koretaka tahaka izao.Ny mahatonga io fanotanianao io dia tsotra ry koto a! satria i gasikara milaza fa olombaovao ary milaza fa mangarahara ny resabola momba azy dia noentin'ny olona tamin'izay ilay raharaha.Aza afangaro ny fanaovan-gazety sy ny politika fa izay no efa nanitsian'i paul rabary an'i gasikara hoe : manomboka eto ianao dia mpanao politika ka ho hita eo izay hafitsokao.Novonoinao indray ny credibilité an'i gasikara amin'ilay resaka ravatomanga (merci koto amin'ilay hadisoana be).Na i suisse aza anie tsy madio ary tsy misy tany madio be ara-politika izany ry koto.Tsy hitanao ve ny olana ateraky ny corruption sy ny lobby amin'ny secteur public suisse.
@nwon3115
3 күн бұрын
Aza dia hypocrite e ! hoy ianao tsy misy tany madio be ara-politika, ka maninona i Gascar no enjehina ra izany ? Maninona tsy avela izy hanao ny asany ohatran'ny olona rehetra ? Firy ny olona voafidy teo, fa nenjehina ohatran Gascar daholo ve sa Gascar irery no atao anzan ? D lazainao fa mampiteny ny vola tahaka ny Rajoelina : Zan ilay hoe manao généralisation vendrana be, zay mampiteny ny vola zan ohatran Rajoelina daholo ? i Elon Musk sy Mark Zukerberg koa zan mitovy an Rajoelina satria mampiteny ny vola ?? Mba alefaso alavitra ilay fisainana e !
@monno1575
3 күн бұрын
@@nwon3115 Mahay mamakafaka tsara ve aloha dia maharaka ny zavatra misy ary farany mahay tsara ny atao hoe politika koa.Contexte no jerevana eto fa tsy fihetsehampo na fanaovana comparaison.Rapport de force ny politika ka tsy misy hoe avelao i ranona na aza avela i ranona.I elon musk ve ry tsy vendrana mpanao politika a! Mila mamaky tsara koa aloha fa tsy manana fotokevitra ary tsy misy vision hoy aho fa mampiteny ny vola fotsiny ka diso ary ve ny lazaiko.Inona ilay vision mba lazao.Tsy ny zavatra manahirana ataon'i rajoelina ihany ve io averiny io sa tsy mahita tsara sy tsy mahita tsara ry tsy vendrana izany.
@hanitramihaba7162
3 күн бұрын
Ny Tiana ho fantatra dia hoe ao anatin’ny volana vitsy monja dia mampiseho fananana tsy fahita teny aminy hatrizay izy fa ny anni ravalomanana anie ka efa antaonany marobe miitsy no nananganany ny hareny ?
@nwon3115
3 күн бұрын
hay ve tokony hijanona mahantra izany izy ? Zay ilay mahavoa anareo tsy misaina. Iza ny kandida nahantra indrindra tam fifidianana filoham-pirenena na depiote na ben-tanàna teo. Fa nofidian'nareo ve ireny sa izay be vola ihany no nofidiana tao ?
@rtsvhgy3589
3 күн бұрын
Vizana be zahay mijery anao mitabataba eo faona tsy mizaka ny zakainay aty enao de mangina amzay Tena Leo be marina e
@acharaz6926
3 күн бұрын
@@rtsvhgy3589 marina ny anao. Tokony ilay asany ao @ hôtel no atrehiny. Na ny vazaha miara-miasa aminy aza mety gaga manao hoe inona ihany no mampivazaka an'ilay zalahy ity ?
@iralijohn
2 күн бұрын
Misaotra azy miteny. Zara ara misy azy mamoka. Hafa ko ilay oe mangina 😮
HO VOAFITAKA INDRAY IANAO IO RY KOTOTRA DIA AVY EO VAO MILAZA HOE KIVY AHO
@santiiarivo5370
2 күн бұрын
Fa ity rangahy ity koa alo1 no iza e! , media aty Tana aloha fa aza be vava fa tena Léo zahay mihaino anao alehonay mahita anao mampidera anay mihinana sy misotro toy izay mihaino ny Bla Bla Bla tsy mandant ny mega fa efa fantatra ny vahoaka ny fampianaranao lesona diso paika . Mazotoa omana indray refa vita ity Bla bla bla ity
@ngedabe2515
3 күн бұрын
Porofo ! Koto aaah ! ny Olona misaina, mijery, mamaka-faka dia Mahafantatra faha FAUX io Bandy Kely io. Calme ianao Koto, on s'en fout Avy aiza ny Vola OK Ny Fantatra dia Tovolaha PARVENU hoatran'i Andry Rajoelina raha efa Nanongana an'i Ravalomanana izy Aminao Koto Aiza ho Aiza izao ny Firenena raha efa Nahazo Fahefana izy ? Dans la MERDE TOTALE i Madagascar no Fantatra Donc ny Tanora Malagasy tsy mbola Andron'izao Hahanana Pouvoir aleho aloha ho hita eo ny Asany aminy maha Député azy avy eo isika Miandry azy aminy 2028.. Tandremo Koto aah ! Laisses tomber hoa ny Fidiranao ara Paolitika eto aminy Fandaharanao TOUS POURRIS ny Resaka Paolitika eto Madagascar. OK Jeune Homme. Salut.
T@ propagande gascar nagnontany siteny, fa izy tsy nagnontany rajoely, fa nagnano, sa angny suisse tsisy magnontany fa mandeha hoazy ?
@mraj2234
3 күн бұрын
ito misy zavatra tsy mila porofoina: tsy sahy milaza mahintsy sy manakihana ny tsy mety ataon fitondrana intsony. mody ny mpanohitra misy foana no kihanin lery. vao nahazo seza dia niova
@nwon3115
3 күн бұрын
midina elah eny an-dalambe miaraka am megaphone d kihano ny fitondra d ho hita eo raha tafody elah rahariva. Raha tafody elah dia manaiky za hoe tokony ho sahy hikihana mivantana ny fitondrana i Gascar
@mraj2234
3 күн бұрын
@@nwon3115 zany no atao valinteny bontolo tsy misy fandinihina. andana mijery ny historique oe inona no nampantonga azy lany deputé fa tsy izao ndana midina midina lava zao foana no resahina
@nwon3115
3 күн бұрын
@@mraj2234 ka asehoy eto zan fa maninona za no asainao mitady anzan anefa elah no te hanaporofo hoe tsy milamina i Gascar ? miteny anah handinika anefa elah ary tsy mandinika na kely aza
@mraj2234
3 күн бұрын
@@nwon3115 tsy nisy nanontany an ialahy fa rehefa tsy mahavaly ny fanontaniana dia aza manontany. matoa izy lany be mpanohana d satria nitondra ny fitarainan vahoaka fa izao moa otrnan tsy hay loatra hoe inona no tena position raisiny
@nwon3115
3 күн бұрын
@@mraj2234 zan avendranana, fa nisy nanontany anlah koa ngah eto hoe manaova commentaire eto ? Ka noho izany aza mi-commente eto rehefa tsy mahataty kiana
@acharaz6926
4 күн бұрын
Rehefa tsara ny endrik'i Gasikara dia mitovy @ lambo tokoa lery surtout ny vavany
@acharaz6926
3 күн бұрын
rehefa jerena tsara ny endrik'i lay olo-be io dia mitovitovy @ lambo tokoa eo @ vavany
@ctmdrivetest789
3 күн бұрын
nenl le koto tena hoe ny fo no miteny. nefa be oaooaa. in no pbm lisany raha avany @ ravatomanga ny vola. Tena pbm be zany. ny anormal no lasa normal ozy del kely zay. refa ny fo no miteny dia lasa na halatra be vava ary lasa mety. hany ka na le kiana @ rajoel ary lasa tsy valide. refa akama tina hiakatra zany dia oe mety na mangalatra ary fa raha rajoel sy ravalo tsy mety raha mangalatra ? zany ve no hoe intelligent.
@ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву
4 күн бұрын
Laikoto. Tsssss. Teneno fotsiny hoe beaucoup de fois Gasikara ni inviter alahy de io fa miaro elahy. Zao letsy a, ho lava ny fotoana de hita eo. Fa i Gasikara letsy de pamadika satria Ravatomanga anie ka oligarx e, mandidy ny Mcar (fa tsy tadidinelahy angaha le notatarainy Biary). Fa aza mody adala elahy likoto a. Noheveriko fa savant elahy be vava eto sanandro kay 'Demi-sant".Tsy misy ilana azy elahy
@nwon3115
3 күн бұрын
avoahy le porofo ra manana elah fa tsy be vava be eto anefa tsy hilaza ninoninona. Aza mba vendrana
Пікірлер: 61