Mpandraharaha mavitrika avy ao Itasy no arahintsika anio. Mizara amintsika ny fanatsarana tsapany teo amin'ny asa fiompiana trondro ataony Atoa Randrianarimalala Edmond, rehefa nahazo ny fanohanana avy amin'ny Fihariana.
- Күн бұрын
Minute Fihariana - Mpiompy trondro ao Itasy, mpisitraka
- Рет қаралды 518
Пікірлер