1- Toy ny tsy ety an tany aho Fa any andanitra Rehefa feno Anao Feno ny herinao Toy ny tany karakaina tsisy rano velona Raha tsy feno Anao tsy feno ny herinao (X2) Ref: Ilaiko ny hosotrao Hamonto anatiko aho Ilaiko ny herinao ho heriko (x2) 2- Nanana hery tsy hay tohaina aho Tsisy mahatohitra Rehefa feno Anao Feno ny herinao Mora resin'ny fahavalo aho Lasa fiomezana Raha tsy feno Anao Tsy feno ny herinao Ref....
@yayachristine1988
4 жыл бұрын
Tsara ny TOMPO
@assistantprogramme7195
2 жыл бұрын
Ilaiko ny hosotrao hamonto anatiko ao, juste naturellement belle
@randrianomenjanaharyhanitr7602
4 жыл бұрын
Jesosy Tompo o! Ilaiko ny hosotrao hamonto anatiko aho,ilaiko ny herinao ho heriko. Amen
@tobiniainarakotondrazafy9228
5 жыл бұрын
Amen! tena mila ny Herin'Andriamanitra ny fiainana
@raphaelandri9436
5 жыл бұрын
Mai 2019, Hira misy hosotra, tsara de tohizo ny fiderana
@lilyrakou-io6xs
Жыл бұрын
Amen 🙏🙌
@raphaelandri9436
6 жыл бұрын
Tsara be tohizo, Tahin Tompo nareo
@ainapatricia5798
3 жыл бұрын
❤️❤️❤️❤️❤️
@herilatianapascalrafidison7686
5 жыл бұрын
fenoy ny Herinao aho Tompo ô
@mimichrisnah8649
5 жыл бұрын
glory be to GOD
@rasfaje
5 жыл бұрын
Tiako loatra le hira fa tena vavaka fangatahana feno ny herinAndrimanaitra sy ny hosotra hameno
@rivahrazafimandimby6037
5 жыл бұрын
hita mihitsy hoe misy hosotra ilay hira ..tsara Jesosy dia misaotra nareo nampiasa ny talenta homeny ho Azy irery ny voninahitra
@naivokely7252
2 жыл бұрын
Hitombo ao anatinareo hatrany anime NY osotra s'y Hery avy @ tompo
@hobylalaina1064
Жыл бұрын
Tena tsara be le hira, voninanhitra hoan'i Jesosy, mitomboa @ fahasoavana
Пікірлер: 15