Avo talenta ny mpilalao, mahay ny panoratra, mankasitraka Indrindra amin’ny filalaovana sy fizarana, tena manala fahanginana anay mipetraka aty atany lavitra ❤🙏🏽
@BaKoly-eb1hk
Ай бұрын
Misaotra mizara tompoko ❤❤❤🎉🎉
@emmanoelaraharimino-ry8kd
Ай бұрын
Enfin, aleo aloh mba hiaino
@avotriniainarktn388
Ай бұрын
tonga ihany I #myriam ....merci #GasyRakot
@hantarajoelisolo3148
Ай бұрын
Tena mety b @ madame Louise ilay rôle mpams na angatra reny. Tena chapeau @ nao za .
@fararicah
Ай бұрын
Zay vao tonga 😊😊
@nilainarandrianarison4312
Ай бұрын
mankasitra indrindra e! mba ampio tantara foana fa tena mpanaraka izahay
@user-xx7qc4wh7s
Ай бұрын
Mankasitraka Rakoto aa Ela zay 😊
@FyDihary
Ай бұрын
misaotra betsak oh❤😊
@RantoRasoamahenina
Ай бұрын
Misaotra betsaka tompoko❤❤
@ramarosonmbolatiana4926
Ай бұрын
Ilay pilalao koa tena mahay mampiaina Ilay tantara 😊 ,, misaotra ee
@sylviamada
Ай бұрын
Soa hian fa ts tamin'ny andro alina zah nihain anty ,mampatahotra ,Misaotra eee😊😊😊
@alrwparis7566
Ай бұрын
Milay ny mpilalao sy ✍🏿✍🏽✍🏿👂🏼🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇫🇷🇫🇷🇫🇷🇧🇷🇧🇷🇧🇷Orý Mopera Santos 🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼ô🤣🤣🤣!Ampio ity Gasikara🇲🇬
@AngelitaEdvige-ns3lf
Ай бұрын
Mankasitrak tompoko merci nizara
@AnitaLalainaRazafindraso-iv2rg
Ай бұрын
Mampavozo be le feo kira 😂😂 Tsar fa de mampatahotr 😌❤️
@TANIARAKOTOARIVOLOLONA
Ай бұрын
Teratany Italianina v hahay hiantso fanahy Gasy 😂
@rovasoa
Ай бұрын
Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋♀️
@AndritianaHerilala
23 күн бұрын
Mankasitra tompokp ❤️🎧🇲🇬
@marieelida9333
Ай бұрын
Merci beaucoup , vo hieno
@MihajaNyAinaAndrianarimanana
Ай бұрын
hatreto zah tsy say mihaino an'ty tantara ty . tany amin'ny panety no naheno ampahany tamin'izy nandeha tao amin'ny aceem fa tena hoe tsy hihaino ho'ah zah .. et puis après une semaine nahoraka be tao amin'ny facebook hoe tantara malagasy anisan'ny nampitahoatra indrindra ary tsy nahazo nohenoin'ny ankizikely ... 😊😊😂😂 atramzao ah mahita fotsiny fa tsy sahy mihaino ...
@ranjalahysariaka3447
Ай бұрын
Tsara leiz fa ts d mampitahotra av 🤣
@Razafindranai
Ай бұрын
Ouf. Naheno ihany
@andriamanampisoarabe2858
Ай бұрын
Tsara ka Trop be ilay feo intelo miova an i Louise 😯😯 oh reny no tena feon Angatra Mahay ko ny mpanatontosa
@myriadenis5506
Ай бұрын
❤🎉🎉🎉🎉
@annahbrianda5768
Ай бұрын
Misaotra betsaka efa ela be tsy misy tantara ny aceem tato
@mariesoandriana6446
Ай бұрын
Mankasitrak indrindra mbl vo ihaino
@FranciaRak
Ай бұрын
Tena tapaka lalandraha ako raha alina no nohaino an'ty tantara ty 🤣🤣🤣
@user-go5cv9wb7w
Ай бұрын
Tsara
@user-im5le5ds5w
Ай бұрын
Mampitahotra b 🤭
@lunsiah1
Ай бұрын
efa ela niandrasana azy ty. misaotra e
@DimbyNasainaAndrianarisoa
Ай бұрын
Merci
@rojoandrian7342
Ай бұрын
Mafy be nareo mpilalao e
@JoseerinaRazafindranivo
Ай бұрын
Makasitraka 😊
@OrnellaJenie-dw5fp
Ай бұрын
Mampatahotro be lay izy
@jocelyne6133
Ай бұрын
Drayy tsy sahiko henoina amin alina🤭😁😁mankasitraka ee
Пікірлер: 53