Sao de mba afaka classenareo isan-tsokajiny ireo tantara azafady ? Ohatra : tantaram-pitiavana, tantara mampatahotra, sns... Misaotra indrindra !
@rovasoa
11 ай бұрын
Misaotra nizara oo😍🙋♀️👋🇲🇬
@henintsoatina9319
11 ай бұрын
A2ezi88ii99Youhou et que 3
@rosetantaramampimeharose9277
11 ай бұрын
Tena manaova ihany ny marina fa tena nenina tokoa hadatsa ary tsy misy azo atao intsony makasitraka ny panoratra ary makatelina ny mpilalao ❤❤mirary ny soa sy ny tsara ho anareo toko nahamasaka ❤❤❤❤
@sidoniesidonie9722
10 ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko 💔💔💔💔💔💔💔
@gshvs8057
11 ай бұрын
Misaotra indrindra tompoko mizara tantara vao2 ho anay makasitraka❤😊
@hantarajoelisolo3148
11 ай бұрын
Ndryy mampalahelo kely ahy Matehotia 😢. Sady tena mitomany on vrai mihitsy izy 😢
@haingotianaomega1746
9 ай бұрын
Misaotra be tsaka 😍😍🙏🙏🙏
@noro481
11 ай бұрын
Tsara le tantara, mifono Anatra. Misaotra nizara.
@vivianeraminosoa2159
11 ай бұрын
Misaotra nizara!!
@celestinrakotondramaro958
11 ай бұрын
Tena misaotra betsaka fa nahazo anatra sy fahafinaretana ,mirary soa ho an'ny mpanoratra
@marrymarry8826
11 ай бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@yantia2520
11 ай бұрын
Misaotra nizara
@lilydaubec6298
11 ай бұрын
Mankasitraka ny mpizara
@apop3771
11 ай бұрын
Merci bcp
@MichouBeauty
11 ай бұрын
Tsara!
@Sandie646
11 ай бұрын
Vevavy lehibe tsis saina kiala Bazy sss
@kallakelly
11 ай бұрын
Mahay milalao ny mpamelona ny tantara. Mankasitraka !
@idealirose3445
11 ай бұрын
Tsara loatra Anatra lay tantara❣️
@mariellaferinande4485
11 ай бұрын
Misaotra betsaka Tena mampalahelo kely misy farany fona ratsy atao ee
@ainaraherintsoa1399
11 ай бұрын
Tafahoatra kosa ilay ranomaso e! Mitomany foana ve izany isaky ny haneho hevitra? Lasa mahakamo be!
Пікірлер: 22