MITOHY @ RESAKA NJAKATIANA KA ARAHO HATRA @ FARANy ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : www.facebook.c...
Ka ny ankamaroan'ny mponina kristianina daholo dé vao maheno hoe Jesosy sy Andriamanitra dé tratran'ny fandementsaina. Makasika an'i Njakatiana indray, vao manakiana enao dia mpankahala foana hoan'ny gasy. Zah tia Njakatiana, fa bon hoe izy tsy mihetsika mihitsy. Vocal izy tsisy kiana, guitare izy mahay ihany, instru hafa izy eo ho eo ihany. Tsy misy ny tonga lafatra.
@siniskajeannique4657
Ай бұрын
Ary I Francis cabrel tian'ny français be??? Aza mba tia manambani2 sy mi devaloriser ny telentan'ny hafa..
@DatooToot
Ай бұрын
Mila hazavainao ry Ikoto ny PaRDEs, na paradisa. Ka ny S dia Sod. 4 lectures izay efa nisy teo amin’ny Phariséen sy Essenien ry Jesosy avy izay MIDRAS EXEGEGE Nivoatra hatrany izany ka lass : RÉCIT TROPOLIGIE ANAGOGIE ary ALLEGORIE Bref ilay côté ANAGOGIE mitonona an’Andriamanitra no exploitation hataondry Trump an’io récit tsotra izay mety ho hasard tsotra
@hajatianaramiliarimanana8179
Ай бұрын
Aoka ry Koto marina a!!!😂😂😂!!mahafinaritra lay analyse !!
@berthinlee936
Ай бұрын
Mangalatra fotoana manao video angaha i Koto izany fa toa miherikerika be sao tratra ? 😂😂😂😅
@dood587
Ай бұрын
Ka bedy ( Ary matahotra ny ho voaraoka ) eo @ réception . 🫣🙈
@towanda467
Ай бұрын
Voan'ny Syndrome anti-Trump ianao Koto. Dia mamerina ohatra ny boloky ny fanaratsiana fanaon'ny mpanome vaovao, NYT, Washington Post. UsaToday, Télé chaîne MNSBC, CNN, ABC, ny "Démocrates" showbiz, Hollywood sns efa lasa gaigy mihintsy raha vao hoe Trump.
Пікірлер: 10