Nisafidy ny hizara fanomezana ho an’ireo izay tonga niara-nifaly taminy teny amin’ny zaridainan’Antaninarenina ny Filoham-pirenena sy ny ankohonany ny harivan’ny faha 23 desambra 2019. Tao anatin’ny haravoana feno no nandraisan’ny vahoakan’Antananarivo azy 5 mianaka.
Негізгі бет NOELIM-PIFANKATIAVANA ANATY FAHAZAVANA
Пікірлер