Misaotra anareo chorales Andravoangy Fuvacahana e ! Ny Tompo Jesosy hitantana 🙏🙏🙏
@user-zy7gz7xm8n
Күн бұрын
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo🐑🐑🐑💒💒💌💌🙏
@user-vs5jj2zu3q
7 ай бұрын
Mba mangataka solfa ry reto zahay raha misy an 🙏
@karimosolo3467
3 жыл бұрын
1-Noho ny fahasoavanao e, ry Ray Malala Dia mbola toy izao mbola tsy mamoy fo Tsy avelanao handao ny vala Fa ambenanao tokoa Refrain: Mihorohoro izahay miatrika ady isan’andro vaky izao Tsy mahafikitra aminao satria marefo Soa fa eo Ianao tsy mamela anay ho folaka andantony 2-Noho ilay fahasoavana e, ny fahanginanay No zary ampinga entinay misetra Ny hetraketrak’i satana Milofo hamotraka 3-Aza avela hiantehatra amin’ny herinay Fa tsy mahavita tena raha misaraka Aminao Meteza hanoro anay mba handray Ireo toromarikao Misaotra Ray noho ny fandrenesanao ny antsoantson-janakao avy ao anaty andavanandrony Misaotra noho ny fahendrena atafinao ny fo torovana mba ho anjara masoandrony Misaotra noho ny valim-bavaka tsy takatry ny saina amin’ny maha olon-tsotra Mahatonga anay hitraka, manantena fifaliana sy fiainana mizotra AMAF
@sahondragaudin581
4 жыл бұрын
Bonsoirs a tout mes monde merci merci pour votres chansons chretiens oui tena je vous adores tena mahay mihira be ianareo et c a m'as fait plaisir aujourd'hui je suis malade de ma dent et la tete de malahelo tsy afaka mihira izaho tompoko dia chorale tao @ FlM 67 et j'adore de chantee fa ianareo no deraiko am- pifaliana fa tsara avokoa ny hiranarro ka merci beaucoup et Dieu vous benisses Amen
@matvalet6466
11 ай бұрын
Afa iany ny Amaf
@randrizaka1703
4 жыл бұрын
Tena marina izany JESOSY, tsy ohatran'izao mihitsy aho raha tsy noho ny fitiavanao Andriamanitra Mahery izay nitsinjo sy nanome fahasoavana
@sahondragaudin581
4 жыл бұрын
Bjrr misaotra anareo aho tompoko fa tena faly ny foko maheno ny hiranareo tena mafinaritra
@rasoloherimalalamariemiche9925
4 жыл бұрын
Tsara ny midera ny tompo ry reto Aaaa tikobe. Jesoa
@samueljerome7927
4 жыл бұрын
Misaotra ee soa tokoa fa teo anao jesosy ô.mba mangataka ô avia avia fanahy masina igny tompoko azafady.
@baovolarakotobe3399
5 жыл бұрын
Ny fahasoavanao tokoa Tompo no naha toy izao. Mamiko loatra ity hira ity. Mankasitraka
@hajadolly9258
4 жыл бұрын
mahafinaritra sady mahafa po misaotra mankasitraka mahareza
@rtm7randrian
4 жыл бұрын
Hafa mihintsy ny original eh, mankasitraka tompoko
@nanjasariakanoellaandriana4180
7 жыл бұрын
Hiran AMAF tiko ndrindra iti hira ti...itako iany. Msaotra anao Jesosy...tsy mamela anay ho folaka an datony tokoa ianao.
@sidoniejuster9119
5 жыл бұрын
mankasitraky indrindra Tompoko fa mafinaritra be anareo
@rabeharilalagullaniah5249
4 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko o Tena mampahery mints e Tsara Jesosy e
@christianfanantenanarakoto6330
7 ай бұрын
Mankasitraka fa mandona ny fo hatrany ny hira e! Omen'ny Fanahin'ny Tompo ny fanomezam-pahasoavany hatrany ho @ famoronankira.
@jeanbessonprosper8221
6 жыл бұрын
Misaotra ny mpamorona ity hira ity ny Tompo anie homba sy hiaro ary hampitombo fahalalana anareo fa tena mampahery be sady mampitraka foana !mankasitraka Tompoko!Hotahiana anie ianareo!
@dauphinraymondeandrianjafy3329
6 жыл бұрын
Mahatsiaro ny niarahantsika foana. Mankasitraka e! Ny Tompo homba anareo mandrakariva
@andrianarinosyhanitra5973
6 жыл бұрын
misaotra Tompo fa noho ny fahasoavanao no mbola mampijoro anay toy izao
@sidoniejuster9119
5 жыл бұрын
mankasitraky anareo indrindra Tompoko o fa tsara be
@ranchordasbodo8270
3 жыл бұрын
soa fa manana Anao zahay mihaino anay sy mamaly anay @ valim-bavaka tsy takatry ny sainay voninahitra ho Anao Ray Masina
Manao ahoana tompoko o. Misaotra anareo AMAF ANDRAVOAHANGY FIVAVAHANA AM FIZARANA NY HIRAM-PIDERANA REHETRA HIRAINAREO FA MAMPIHETSI-PO AVOKOA. MBA AFAKA MAHAZO NY 1ERE VERSION AN'ILAY "ONDRY NANIA " VIA KZitem AZAFADY ??🙏🙏❤️❤️
@heryhmanantena897
7 жыл бұрын
Mankasitraka ô !
@sidoniejuster9119
5 жыл бұрын
Amen!!!
@nrgozkew6375
4 жыл бұрын
Ary tsy misy ilay eo ambany fahasoavanao koa ve ?
@casperewing
8 жыл бұрын
misaotra lesy Nasolo fa afaka mifakahita tava eto na dia misy aza ny halavirantany
@lovasoanomenjanaharyrakoto4108
7 жыл бұрын
merci Seigneur
@victorineharilanto8532
3 жыл бұрын
Amen
@kaimgasy9591
6 жыл бұрын
tena niainako ilay hira fa tsy namela ahy ho irery ilay tompo tiantsika
Пікірлер: 37