Indrisy ry tanindrazako, viravirain'ny tsivalahara, tsivakihatatra sisa ianao ary matahotra sy mitaraina fotsiny sisa ny vahoaka mety mbola azo lazaina fa hoe tia tanindrazana. Very tanteraka i Madagasikara, very, very, potika tanteraka eo an-tanan'ny malaso jiolahy vahiny karana frantsay sy malagasy rajoelina sy ny namany.
Пікірлер: 1