Mazàna raha tonga ny onja mahery misetra ny laka-nitàna Dia tsy hita intsony ny lalan-kaleha sy tanjona izay hiafarana Satria tsy mba mety ho fantatro fa ny fanahy tsy mba irery raha mino Fa na maizina antoandro ny dia, ianao eo ihany kanefa hadino. Ny làlan-kizorana ity koa anio toa efitra manjepizepy Dia ny heriko irery no sisa manentana ahy kanefa tsy ela dia kivy Satria tsy mba mety ho fantatro fa... Ny toky amin-joky ’zay tsy mahafoy fa manampy raha tojo manjo Dia efa hikimpiako na koa dia ariako satria entin-toky ny fo Satria tsy mba mety ho fantatro fa .... Mahita anoloana ity rahon’akora dia mangovitra mangenahena, Dia tsy mba mijoro amin’ny saina matoky tsy hanaiky ho resiresena Satria tsy mba mety ho fantatro fa... Ny fody eny an-tsaha aza misy miahy sy manafy isan’andro mihiratra Fa izaho no tsy latsam-paka amin’ny teny hoe: "Ianao eo mandrakariva" Satria tsy mba mety ho fantatro fa...
@sophiarandrianalisoa9694
4 жыл бұрын
NastyAngel merci 🙏
@micahkairo2534
3 жыл бұрын
i guess I'm pretty off topic but do anybody know a good place to watch newly released tv shows online ?
@rakotonindrinamamisouh4921
8 жыл бұрын
Fandalovana tokoa ny eto an-tany,,tiako OM-GUI,tiako ny hiranao misaotra OM-GUI
@shmnsalama2321
7 жыл бұрын
Andriamamitra oooo tena mpanota aho ts mendrika ny hanonona ny anaranao mifona aho fa diso mamela ny heloko omeo hery aho andreseko ny ratsy fanahy masina oooo midina ato anatiko mibebaka amnao aho Ray ooooo!!mamindra fo amiko
@claudinecartier8742
5 ай бұрын
Très belle mélodie sur le thème du Seigneur bien aimé. Une traduction au moins du refrain serait appréciable
Пікірлер: 49