Tena tiko loatra ity hira ity! Misaotra an'ny Tarika Tsiakoraka de tohizo indray ilay revy e!
@andrianalypary4336
4 жыл бұрын
hafa mihitsy rahefa ny feon'i Fidy no hatao misongadina , tena tonga dia hoe Tsiakoraka izany hira izany !!!!!
@Mozikantsika
11 жыл бұрын
Fifaliana ho anay ny nanome fahafam-po anao raha izany.Tsy misy fisaorana ee!Miahinoa finaritra ary
@jacquesramanankandrasana8570
9 жыл бұрын
mankalaza e - mahatsiaro ny teny amin'ny tokotanin'ny Lycée Galliéni tamin'izany ( taona 1977 0 1982) paix à l'âme de zandrin'i ABEL sy TIANA izy iny .de BEAUZAKA (TC3 1980)
@laurentratrimoharison8900
10 жыл бұрын
Misaotra fa efa ela no tsy nihaino sy nahita andry zalahy e! Mbola tena milay e! Dadah
@Mozikantsika
12 жыл бұрын
tsy misy hisaorana ee!!!mpankafy avokoa isika :)
@rinarabeharinosy1619
Жыл бұрын
Tena milay Ty hita ity
@andryherisoaandrianasolo10
11 жыл бұрын
mankafy be sady misaotra ireo mpizara fa dia mahafa-po tokoa
@salleops159
6 ай бұрын
Freedom tsekoraka
@pioupole
11 жыл бұрын
Tena misaotra fa efa ela no nitady an'ity hira ity
Пікірлер: 12