Diego tsara ka. Nadio be izy taloha sady milamigny. L' une des plus belle ville que j'aime et l'une des plus organisee. Fa ampiantsika izy ahatonga izy, tsara kokoa. .............Sady mafagna tsara, tegna ville touristique.
@papitom8971
6 ай бұрын
Madagascar quand on y est allé une fois la seule chose a laquelle on pense c'est de retourner la gentillesse des gens et la misère prennent au tripes j’y suis aller 3 fois trop vieux maintenant pour y retourner dommage
@elisearthemise9881
7 жыл бұрын
Tena tsara be efa tany aho Taminy 1973 tiko be ary mbola manatena ny hiverina any croiser ou vacance 15 jours je reviendrai un jour merci beaucoup pour le partage
Nandalo tany tokoa izahay ary nahita fa MADIO sy mahafinaritra ny tanàna ❤❤
@monir-ef2wz
Жыл бұрын
Hi friend who are you
@MrKhan-dq5km
7 жыл бұрын
Tena tsara be mihotran'Atananarivo, Rivotra valatraza, mbola hoavy aty ro aka ambiance oo
@richardclaudio3670
6 жыл бұрын
Anjoaty dia sakalava!!!
@vickingsnheider5735
7 жыл бұрын
le Gondwana qui pousse les montagnes a déplacée il y a 160 millions d'année
@rasoarimanampyleontineloui4394
7 жыл бұрын
Manam-pinoana ny Malagasy dia ny finoana ny Zagnahary Tompon'ny fahefana sy hery
@voahangyhoesch8029
7 жыл бұрын
j'y retournerai
@jimmehjawara1115
4 жыл бұрын
Tsy marina ny tataran nosy lonjo fa ra ny tena iz voajanahary io fa tsy misy vohitra ifindra eo impossible io
@MrKhan-dq5km
7 жыл бұрын
Tena tsara be le Tanana sady, tsara feo be dhlo le zatovo lahy sy vavy aty #raha hoahy manokana inona no ts nah tafa az t amin kopikole 4teo
@salimorasta4014
6 жыл бұрын
Kaza mavandy ma tsisy fisavagna passeport & carte identité krkry koa ma ao oôh ? Zah ty fa plusieurs fois navoa sava zegny tao * kanefa zah gasy baka diégo terka tao tombo tao 😂
@rasoarimanampyleontineloui4394
7 жыл бұрын
Ny fôrôse koa ve mahafinaritra?
@jeanneadjiramy9405
5 жыл бұрын
Ny lafy tsara aloha zao no resaka misongadina eto ry Rasoa a!puff!!!
@jeickpop1965
3 жыл бұрын
DIEGO TANY MALAZA ARY LAZANY MANPAGNATOGNO HINTSAKA EKY MAHITA SORANY
Пікірлер: 17