Tsara be le ĥira! Bravo be Rojo ny Avo. Roviana ianareo no tonga aty Genève Suisse taona 2024. Mba te hiaraka hihira amin I Rojo ny Avo hiaraka hidera ny Tompo.
@zoerasamoely9442
3 жыл бұрын
Mankasitraka fa tena tsara be. Babo ny fitiavanao tokoa aho Tompo.
@eugeniemanitra8565
4 жыл бұрын
Mankasitra e, babo ny fitiavana aho Tompo ô❤️❤️❤️
@nathymyah3615
5 жыл бұрын
Ilay vehivavy ao aminy Antsan'i kristy ireo tena tsara feo be daholo tiako loatra ity hira ity❤️❤️❤️
@nininaandrianandrasana5720
4 жыл бұрын
Babo ny fitiavanao aho Tompo o!Tsara loatra ilay hira,mankasitraka
@Grace73278
3 жыл бұрын
Rien à dire. Magnifique💕💕💕💕
@patrickpatre9400
Жыл бұрын
Tsara ny Tompo😍🙏
@herisoarakotondratsimba6100
5 жыл бұрын
Babo ny Fitiavanao aho 😍
@rasamitita
4 жыл бұрын
Deux voix incroyable pour louer le seigneur Jesus christ
@marieantoinetterazanamahef9691
2 жыл бұрын
P
@hasinavololonirinaranivoar974
2 жыл бұрын
Tena babo aho e
@todisoarasamimanana1989
3 жыл бұрын
Tsara loatra le hira..Deraina antrany ny Tompo
@rasoazanamasynjaraiando9180
6 жыл бұрын
Tsara loatra, babo ny Hatsaranao aho Tompo ô
@narindra6710
6 жыл бұрын
oan JESOSY ny voninahitra :)
@levyrakotomanga4101
4 жыл бұрын
Mankasitraka e! Deraina avo ny Anaranay!!! :)
@josialahatra196
5 жыл бұрын
Babon 'Ity hira Ity za. Tsara lotra ny fitondran' ny Tompo. "Mbola tsy namela ahy ho irery Izy ary tsy hamela ahy ho irery mandrakizay. Babon ny fitiavany aho.
@lantoandriharisoa6458
5 жыл бұрын
tena tsara,,, mahababo tokoa ny fitiavan'Andriamanitra; ho Azy ny voninahitra
@randriatahinavonjiniainadi7405
5 жыл бұрын
Tena babo!
@andiolahsilvierah7775
6 жыл бұрын
Oay Narindra ee,,,Tiako be tena mahay mihira a
@hanitraandriamparany9084
5 жыл бұрын
Tsara ny hira fiderana sady hainareo tsara ny miangaly azy. Misaotra eh!
@mpampianatraravelomanana5855
3 жыл бұрын
Tsara BE, misaotra
@rojoramanandraibe9812
6 жыл бұрын
tsara b ann!! ten babo ku zahh!!
@evaminosoarandriatsimavo8044
3 жыл бұрын
mankasitra tompoko tsara be ilay hira babo ny fitiavanao aho jesosy
Пікірлер: 29