AMEN AMEN ! Tena Mankasitraka Tompoko 🙏🙏Misaotra JESOSY zanak'Andriamanitra aho ankehitriny satria Ianao no mitoetra ato amiko. AMEN
@taniafahombiazana1921
Жыл бұрын
Mankasitraka fa tsara loatra ilay hafatra. 🥰🥰🥰 Tahin'i Jesosy manokana ianao sy ny ankohonanao Pasteur. 1 Korintiana 15:58 Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo
@Elisa-xl6rh
Жыл бұрын
Deraina JESOSY . Misaotra amin n'y fizarana
@saholyratefinjatovo3855
Жыл бұрын
Nihaino 2 fois dia mazava tsara fa misaotra Pasteur tovo.🙏🙏
@barijaonaradolala7856
Жыл бұрын
Matio 6:33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. Cherchez premièrement le royaume et la justice de Dieu; et toutes ces choses vous seront données par-dessus. But seek first his kingdom and his righteousness, and all these things will be given to you as well Romana 14:17 Car le royaume de Dieu, ce n'est pas le manger et le boire, mais la justice, la paix et la joie, par le Saint Esprit. Fa ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy amin'ny fihinanana sy ny fisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary fifaliana ao amin'ny Fanahy Masina. For the kingdom of God is not a matter of eating and drinking but iof righteousness and jpeace and joy in the Holy Spirit.
Пікірлер: 5