Mampieritreritra mihitsy izy zany a :-) . izany hoe ireny Pastera sy mpitondra fivavahana manana 4x4, trano, villa sy million million ireny anie zany ilay tena mpandany be e. Fa ireo mpitory mandeha tongotra mitety an'i Gasikara, miaritra ny ririnina sy varatra sy jiolahy sy parasy sy ny dinta any anaty ala ireny no tena atokisan'i Jesoa.
@77hanta77
9 жыл бұрын
Fa ahoana no ahafahantsika hanakana pasteur tsy mahazo mitondra na manana 4x4 tsy voatery vola mpiangonana no ahazoany anizany. Izaho manaokana dia afaka milaza amianao fa afaka manome izany 4x4 ny pasteur. Aiza ao anaty baiboly misoratra hoe tsy ankasitrahany ny fananany pasteur zavatra tsara. Manomboka ety antany ny paradisa.... Andriamanaitra manankerana ny anay.
Пікірлер: 3