Ny WC sy ny ankizy
Mankasitraka nahandry r'ankizy an!
Ity ary ily vidéo nokonokononina h@ marain'ny andro ...
Tena tsy mandaiga aho milaza @lisany hoe tena vao maraina vao nifoha dia nilaza t@Jess hoe velomy ny caméra fa misy zavatra ho tantaraina aho anio eto @ Tambazotra!
Mba nanontany an'i Jess ihany aho,mba manakory ny endriko? (Azo hefina hoy kiala ratsy,mahazo fafiny tsara 'zao ireo mpilaza hoe :Hafa ihany ny natoraly)
Araka ny lohateny dia hiresaka mikasika ny fankafizan'ny zanakay manokana ao@dry Wiliam Claude ny resaka!
Ny zanakareo ihany koa ve manao an'zao sa ny anay irery?
Tagueo ilay akama hana-janaka atsy ho atsy @ zavatra hiadry azy
Dia zarao @ ilay tsy mbola manan-janaka iny ny vidéo hoe:"Ampy 'zay ny fanampiana sira
Mankasitraka Heritina HT t@ figurance
Talenta sy Oroka ary Papa
Jess Naka Sary
Aliniaina nampindrana WC
Vidéo version longue: Aout 2021
Негізгі бет Ny WC sy ny ankizy
Пікірлер: 13