Hira Mama hahatsiarovako azy.Mampanembona ny fahazazana.
@sahondrarey-vignau2071
6 жыл бұрын
Malaelo maheno ty hira ty aty an tany lavitra😢😢😢
@dominiqueramiarisoa9630
4 жыл бұрын
06/08/20 tian'i Papa-ko ery ity hira é! je le revoyais quand çà passait à la "radio" oh que le temps passe trop vite hélas!!!!!
@jeannotnarcisserazafitsala451
8 жыл бұрын
Ndryyyyyyyy! Aoka é! Hay aho nanana ny fahazazàko.
@perlehope5599
4 жыл бұрын
oh la nostalgie quand tu nous tiens 🥺
@jackfruit7763
3 жыл бұрын
Manina ny fahazazana sady aty an-tany lavitra. Izany ny vakoka malagasy, tsy mety ho lefy
@basilbasil167
9 жыл бұрын
Nahatsiaro ny fahazazana
@olgarasanjimanana6398
6 жыл бұрын
Misaotra tompoko tena tiako dia tiako io hira io mankasitraka tompoko
@vilimitajimmytatiana5298
7 жыл бұрын
mbola te ho zaza ankehitriny raha mahatsiaro izany fahiny teo anilan'ny RAD! ndryyyy!!!
@sahondrarey-vignau2071
6 жыл бұрын
Vilimita Jimmy TATIANA tena marina.marary ny fo.ndriiiii
@sijarakotoarivony8540
7 жыл бұрын
hafa ihany ny kalony fahiny
@olgarasanjimanana6398
6 жыл бұрын
Misaotra eny fahatsiarovana sisa tsara ny feony ny toniny mahafinaritra ny fo ny mihaino azy lasa tokoa ny taona misaotra tompoko tsy maty izy ireo fa matory
@bakoandria-bz5je
10 ай бұрын
Mampatsiahy ny fahazazana e
@heryrajaona5344
7 жыл бұрын
hafa mitsy ny hira taloha,milamina sy milanto2
@ger271
6 жыл бұрын
Ndryyyyy lay fahazazana!!!!!
@perlemarin8253
10 жыл бұрын
mahatsiaro ny taloho aho !!!!
@doudourandria8224
6 жыл бұрын
Perle Marin
@olgarasanjimanana6398
6 жыл бұрын
Misaotra, tompoko tsiahy sisa
@nyonjahft
9 жыл бұрын
dryyyy ny taloha mahafinaritra
@jeannotnarcisserazafitsala451
8 жыл бұрын
+Ny Onja Hon Fat aoka ranga à!
@bakoandrianisa4196
Жыл бұрын
Manja be tsy lefy lasa
@charafata
11 жыл бұрын
namoha ireo lasa feno fitserana!
@tendryajainaandriamiarants4868
6 жыл бұрын
TSARA BE
@ramaryrako5090
9 жыл бұрын
tena mbola kely za nahare an'izany an
@jeannotnarcisserazafitsala451
8 жыл бұрын
+ramary Rako fa anga ianao irery. Ndriiiii! Efa antitra no maehno an'izany dia lasa saina hoe hay tanora taloha.
@bakoandrianisa4196
4 ай бұрын
misaotra tamin'neny 31 taona izay ny nahalasanany
@jeanetiennerazafindralambo3740
10 жыл бұрын
ndryyyyyyyyyyy
@niedergangsolange1021
3 жыл бұрын
❤️❤️❤️
@rabengodona9852
3 жыл бұрын
Toy izany ny teny gasy atao tononkira. Matsiro
@MrSalama77
11 жыл бұрын
Tsara e! mahafinaritra
@jeannefleurettebazolia4840
7 жыл бұрын
tiako ianao ry gasikarako sy izay ao aminao ka tsy atakaloko ny any hafa na dia mahantra sy maloto aza dia tsy manampaharoa amiko.
@marie-annickandrianavaly6437
3 жыл бұрын
gasy ve ianao mampalahelo raha tsy mahay ny tenindrazanao
Пікірлер: 37