Fitia adaladala Maro mpakahala Ny fitiavako anao Nefa izay no heveriko Sy mba tratry ny heriko Atolotra anao Sadasada angamba Na minia ho jamba Ny fitazana azy Saingy lalim-paka Efa tompon-daka Fa tsy vazivazy Fitia adaladala Maro mpakahala Ny fitiavako anao Nefa izay no heveriko Sy mba tratry ny heriko Atolotra anao Lala-nofinidy Ka na dia mangidy Laitra sy zakaina Ny enjika mihatra Efa mahazatra Ka tsy iferotan’aina Fitia adaladala Maro mpakahala Ny fitiavako anao Nefa izay no heveriko Sy mba tratry ny heriko Atolotra anao
@randrianavaoheritianajeanm759
7 жыл бұрын
tena tiako daholo raha vao Parson Jacques efa nisy fifaninana hira izay ary io no nahazoako 1 t@izany fahatsiarovana tsara merci zoky à
Пікірлер: 8