Ye loza amin'atambo tokoa moa 'zany a👽😱ho an'ireo 'zay tia rendrarendra ka tena mila mitandrina tsara fa mahery ny ratsy a👹😈👺☠️
@yousafyousaf3693
Жыл бұрын
Mankasitraka
@hantarajoelisolo3148
3 жыл бұрын
Henoina aloha fa raha vao misy pub Dia tsy vita ka.Anatra ho any Tanora molamola sy Tia rendrarendra ity tantara ity
@enindratrerabellaursula7433
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Fa tsara tantara
@malagasy7577
3 жыл бұрын
Miarahaba o, ito indray ary ny tantara. Marihina fa TSY IZAHO no nanao tantara. Ny tantara nataoho an izay MBOLA TSY NAHENO. Mankasitraka feno ny mpihaino ❤
Пікірлер: 8