Lastsaka mitsy ny ranomasoko rah miheno io hira io, misaotra nareo fa tsara be le hira
@sahondrarey-vignau2071
5 ай бұрын
2024 kanto ery ny firindran ' ny feonareo!
@vilimitajimmytatiana5298
7 жыл бұрын
Mampanembonembona fahazazana izany 'lay hira. Any ambadika any tokoa e!!!!Mankasitraka ry RANDRANTELO a! Tohizo fa zahay mankafy foana e!
@jafetrarandriamanantsoa1066
2 жыл бұрын
Merci e ! tsara ilay TRIO !!!
@lucierabeson7617
5 жыл бұрын
Ndri!!! Any Zay Madagasikara tsy foiko ,manembona Aty an_tany lavitra e,mankahery bé le hira ,bravo Randrantelo
@smileelie955
2 жыл бұрын
Tena tiko fona ny mahaino an'ity hira ty,tsy mankaleo mihintsy Misaotra e!! 😍😍😍
@hanitrinihainajocelyne2333
2 жыл бұрын
Iza no mbola mihaino amin izao 2022 zao 😍
@christianmichon1940
10 жыл бұрын
Cette version est aussi belle que l'originale... Bravo et merci...
@Mankafy
10 жыл бұрын
Tena tsara e! Mazotoa mamokatra ny tsara e!
@henintsoamoria5111
2 жыл бұрын
😍🤩🤩... hira tena tsara
@mialyandriamahefa5662
5 жыл бұрын
Tsara loatra ity hira ity ❤️😍💝 ventsoventso sisa no alefa sesilany aty alavitra aty mb hiampita ani ambadika ani. Mankasitraka fa tsara sy manja ery ilay hira
@sehenofarahanitrarisoaandr6356
2 жыл бұрын
tsara be ilay fampiarahm-peo!
@julesrakotomanana8037
5 жыл бұрын
Tena talentanareo tsara lay mihira e ! Satry ny ihaino foana ny hiranareo ! Misaotra indrindra e !
ndriii manja e!!! mampanembona an'i Madagasikara aty an-tany lavitra aty :')
@pointdiscount1500
6 жыл бұрын
Namana mahery ! tsara lotra ee
@hanitrasehwi8262
6 ай бұрын
🤩💕
@saholitianarakotondratsoav6962
5 жыл бұрын
Tsara loatra ilay hira sy ny feon'ny mpihira. Misaotra e!
@pierrotrazanajatovo617
Жыл бұрын
ZANY KA ANGOLAM-PEO N'NY ANGOTIANA MISAOTRA R_IMBOSA
@narindrarandriamananjara544
Жыл бұрын
Interprétation anisany tasra ndrindra!! Mbola tiako foana fa misaotra indrindra e
@randrianarisonevariste9776
4 жыл бұрын
Tsara be le hira
@sylvoalias
9 жыл бұрын
Manja ka manja re ry reto ka ny ranomaso no hany miraraka .... manina mahatsiaro ny lasa mihaino ity vazo ity... mahereza e.... Mankasitraka re Misaotra e.. TSIAKORAKA E !!!!
@lucramisarivelo1577
6 жыл бұрын
2018 zao fa mihaino ity vazo ity hatrany kanto o
@ramaryrako5090
3 жыл бұрын
tena tsara na henoina fona aza
@andoniainaherimanjaka8584
8 жыл бұрын
tena trop tena hira ty kosa loé! milay e
@ramaryrako5090
3 жыл бұрын
Hafa iany ny any Mada
@alivonyravelomanantsoa2818
6 жыл бұрын
bravo ! tsara e!
@rabejaonarabejaona3679
Жыл бұрын
Kanto loatra, manainga ny soa ato anaty. Misaotra o
@mikolojennyanderson6795
7 жыл бұрын
👍👌mafinaritra
@bodorazafimandimby7639
Жыл бұрын
Mahafinaritra loatra e
@ramaryrako5090
9 жыл бұрын
c trop beau
@joenniseahamad2666
5 жыл бұрын
2019 mbola henohiko fo
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
Vetsovetso no alefa sesilany.
@ravalymicka7425
8 жыл бұрын
tsara le hira e reveko
@harishue
5 жыл бұрын
Tsara be
@fanirymanjaka311
7 жыл бұрын
Samy manana ny feo tsara dahl nareo 3vavy,👍👍
@MaharavoRAMASITERA
10 жыл бұрын
Tena mahafinaritra .....
@joana2275
10 жыл бұрын
Bravo
@harishue
5 жыл бұрын
Tsara ny vazon'izy 3 vavy. Mafinaritra ny fampiaraham-peo
@marcrkt9331
3 жыл бұрын
Tiko loatra ty hira ty
@antsanyainatafitasoaranaiv9637
11 жыл бұрын
tena tiako be mitsn
@natanomenarasou4948
11 жыл бұрын
trio tsara be.. tiako e
@emidyn
9 жыл бұрын
manja loatra !
@marinahtodisoa5174
5 жыл бұрын
Tanaty cotisse nahenoko ity hira ity. D notadiaviko teto @ KZitem dia faly be aho fa itako. Diso tsara loatra...
@laurentratrimoharison8900
10 жыл бұрын
Tena tsara ry izy telo a! Dadah
@jacquesramanankandrasana8570
9 жыл бұрын
merci
@hasinafy3639
6 жыл бұрын
Tiako lotra
@heriniainaramanitrarivo760
8 жыл бұрын
Tohizo foana ilay feo nature tsy misy artifice fa tsara be ê
Пікірлер: 53