Ndao iaraka hivavaka tsika amin 'izay aretimandringana mahazo an'izao tontolo izao !Iara ifona amn Jesosy fa tena mafy zao
@liamweb2322
2 жыл бұрын
ny zavatra miseho amin'izao fotoana iainantsika zao mihintsy, mafy tena mafy
@bettyraony6156
3 жыл бұрын
Mafinaritra e 😍😍😍hiara mivavaka isika Amen 😍
@cintsmati5009
2 жыл бұрын
Tu est MA force Jesus Jesosy soa 🙏🏻❤️🙏🏻
@annafloridarahanitrinirina5831
2 жыл бұрын
Fa tsy maintsy ho tafita.... , Aleloia !! Misaotra Jesosy
@nofyharizofinoana7661
2 жыл бұрын
Hiara hivavaka isika. Amen
@josianeramamonjiarisoa8684
9 ай бұрын
😊😊😊❤❤❤voninahitra ho anao Atra ilay Ray mahafa ny zavatra rht amên
@patriciaandrianjafy9484
3 жыл бұрын
Amen Tsy maintsy tafita Aho
@Seyannemarley
12 күн бұрын
Amen
@andrianarivelonirylalaoada1396
4 жыл бұрын
Amen.Tahiany tompo daolo.
@nirinamld2186
Жыл бұрын
Mankasitraka indridra Ranadahy ao amin i tompo
@vemavehivavymazoto5913
2 жыл бұрын
Tu es ma force Jésus
@sisinirina7836
2 жыл бұрын
Alléluia AMEN
@holiarisoarakoto7427
2 жыл бұрын
Alléluia Amen 🙏🙏
@zolyvalisoaratolojanahary846
3 жыл бұрын
💖💖💖💖💖💖💖💖
@AndriniainaRakotoniaina-wl7fv
Жыл бұрын
Amen🙏🏻
@pascallinrandriantsoa4544
6 жыл бұрын
tsy maitsy ho tafita e
@lrntandri
4 ай бұрын
Amen!!
@zoerajaofetra4430
4 жыл бұрын
🙏🏾🙏🏾
@ZokyHaja
Ай бұрын
❤❤
@missduval3834
2 жыл бұрын
❤️
@lucierasoanaivo8873
Жыл бұрын
Tsara ny Tompo
@ainarabeony5124
3 жыл бұрын
tsy maintsy ho tafita
@desirettedoria3489
2 жыл бұрын
🙏🙏🙏🙏♥️
@jeannetteralison545
2 жыл бұрын
🙏💟🙏
@lucaskolo3053
Жыл бұрын
Apologize
@tahianalalaina834
Жыл бұрын
Hiara-hivavaka isika (Rija R) 1 Tsy hanan-java mahory isika Hiara-hivavaka hatrany hatrany Io no lakana ho enti-miampita Hitondrany antsika mankany Kivikivy saika resy ianao Fa toa ory hava-manana Amin'ny anaran'i Jesosy andao Hifanaiky hifandray tanana Amin'ny anaran'i Jesosy andao Hifanaiky hifandray tanana Refrain Hiara-hivavaka isika Tsy mivadika Andriamanitra e Hiara-hivavaka isika Mandra-pisokatrin'ny lanitra Fa tsy maintsy ho tafita Re izany any an-danitra any Fa ankohonany isika Am-pony, am-panahy, amin'ny ràny Fa ankohonany isika Am-pony, am-panahy, amin'ny ràny 2 Ho velombelominy ianao Eny amoron-drano fialan-tsasatra Tsy hisy tsy ho hainao atao Voatsinampinao io lanja miakatra Ny alokin'ny fahafatesana aza Tsy ahasakana ny fahagagana Ny haizim-pito no mampilaza F'efa manakaiky ny fahazavana Ny haizim-pito no mampilaza F'efa manakaiky ny fahazavana Refrain 3 Tsy hisy hampimalo Na sarotra aza ny lalana Ny mason'ny fahavalo ny latabatra hihinanana Fa ny manana ny fahamarinana No hany lalàna hitondrany Hatrany am-parany Noho ny Anarany Refrain
Пікірлер: 33