Ho azy irery anie ny Voninahitra, kanto loatra ny asany, ho tahiana fona anie Rija sy ny ekipany
@ChristopheBe-wq6mq
8 ай бұрын
Merci pour cet enseignement très enrichissante. Je suis ici pour apprendre et et évoluer.
@tiacoocky9067
5 ай бұрын
Tsy ho irery intsony aho Tsy andeha aho fa very aho Raha tsy andeha ianao Anaty ady sakaiza antenaina Ny fisianao no mamy noho ny aina Tsy ho irery intsony aho Mahery sahady aho Mandre ny feonao Mahery tomady fa tarafinao Tolo-tanana omena Ny fihavinao tombotsoa Tonga toa fandresena tsy nisy nanam-po Fa lanitra izay misy anao Andriamanitra mihitsy ianao Tompo ô nohamarininao Fa velona ny teny sy ny feonao Fon'olombelona No ijoroanao ho vavolombelona Porofom-pitiavana Ianao Fitiavana ianao Fanahy Masina ô Andriamanitra ô tongasoa Ianao e Sambatra aho tsy mandeha irery Sambatra aho misy mampahery Ianao irakin'ny Ray Tambin'ny fiainana Mandrakizay Tambiny ho anay, tombony ho ahy Sentosento lalina Tompo o vavakao ho ahy Lalina miantso lanina ao ampon'ny Ray Fa lanitra izay misy anao Andriamanitra mihitsy ianao Tompo ô nohamarininao Fa velona ny teny sy ny feonao Fon'olombelona No ijoroanao ho vavolombelona Porofom-pitiavana Ianao Fitiavana ianao Ampahitao ny voninahitrao Tolory saina fa mbola tsaraina Omeo fanambarana, omeo fahitana Ampianaro foana, hahay ny fotoana Ahirato ny aiko Ny mason'ny saiko ampahitao ny nofinofinao Omeo famangiana, omeo vinavina Tompo ô ! inty aho Iraho aho, hazavao amin'ny hazavanao Iraho aho, hazavao amin'ny hazavanao Tompo ô ! Iraho aho, hazavao amin'ny hazavanao Salanitra izay manana anao Salanitra izay tantananao Tsy mandeha irery, misy Mampahery Mandeha tsy very, mahita raha mijery Salanitra izay manana anao Salanitra izay tantananao Tsy mandeha irery, misy Mampahery Mandeha tsy very, mahita raha mijery Salanitra izay manana anao Salanitra izay tantananao Tsy mandeha irery, misy Mampahery Mandeha tsy very, mahita raha mijery Ahirato ny aiko Ny mason'ny saiko ampahitao ny nofinofinao Omeo famangiana, omeo vinavina Tompo ô ! inty aho Ampiasao aho --------
@derekfrost8991
3 жыл бұрын
Mianatra Malagasy aho.. :)
@RANAIVOJAONANasaina
16 күн бұрын
❤❤❤❤❤
@fjjffh4770
3 жыл бұрын
Tahin'ny Jesosy antrany ianao Sy ny ankohonanao ary ny ekipanao rehetra de mitombo fasoavana antrany Rija
@Ainagame929a
3 жыл бұрын
Merci Rija! Tsara be mintsy sady mampahery hatrany🙏
@jocyady
2 жыл бұрын
Misaotra jesoa o
@tantelyrandriamampita2712
3 жыл бұрын
Tsara loatra. Mankasitraka. Misaotra Jesosy
@finoanafitia502
2 жыл бұрын
Fiadanana Rija, misaotra Jesosy, ampio aho ho hahafantatra ny halalin Fitiavanao, lalina miantso ny lalina. Misaotra Rija a, ny Tompo hampahazava anao hatrany
@ranarivelony4774
3 жыл бұрын
Tsy ho irery intsony aho
@creasoamada9157
2 жыл бұрын
🥰🥰🥰
@ratiarijaonamoelisoamalala7890
2 жыл бұрын
Amen amen misaotra Jesosy am fitiavanao ❤❤❤❤
@gazkargamer3221
2 жыл бұрын
Tsy ho irery intsony ao ❤️
@rondroginah1329
3 жыл бұрын
Tsara loatra ,, tahin'tompo hatrany ❤️
@laetitiafitiana7117
2 жыл бұрын
Tiako loatra
@annickseheno1814
3 жыл бұрын
Tsara, tena mampahery
@ravakalaurent9496
2 жыл бұрын
tsara be! tsy ho irery intsony aho
@haingoniainavoahiranaclari9344
2 жыл бұрын
Makasitra tompoko 🙏🙏🙏
@Drewgasy
2 жыл бұрын
Tsara loatra❤️🥰 Amen🙏
@fleuryrandiamampandry8952
2 жыл бұрын
merci RIJA
@rakotoarivonyfehizoro6637
2 жыл бұрын
tsara tena tsara : tsy ho irery intsony tiko lohatra
@ravorazafy6986
2 жыл бұрын
masina e!
@MamyAristhene-is1tf
7 ай бұрын
Makasitra e
@yoclinahadamczewski176
Жыл бұрын
Amen
@tianarivohiarinandraina
2 жыл бұрын
tsara loatra
@ketahandry5747
Жыл бұрын
❤️❤️❤️
@hasoamiaro5127
2 жыл бұрын
AMEN ❤
@paulanandrasana6393
Жыл бұрын
Andriamanitra fitiavana, tsy ho irery intsony aho Amen. Mankasitraka fa tsara loatra ilay hira.. Fitahiana ho antsika rehetra 🙏
Пікірлер: 33