Fafao Ty live Ty Mr Fleury fa afabaraka total enao t@ Ty sujet Romy voos Ty 😊
@ttlsolo6671
Ай бұрын
aleo hanao ny ataony ny mpanao ratsy eto Tana e! firfir mo reo nanao ny hagegena reo no mbola nahazo seza ! ka hahagaga v fa tsis tsy vitani vola! fa ny mahagaga de mbola misy fôna ny ol tsy vanona mbola miezaka manamarina anzan Rajoel zan nefa defa asehon'Andtra amintsika zao ny forcing sy ny raccourci nataony. nekena fôna iz na tsy amp taona nekena fôna na d nanongampanjakana nekena fôna na de 8cm, nekena fôna na de nandika lalàna motion de censure, nekena fôna ny micmac nahafahany nilatsaka sy voafidy, nekena fôna reny propagandy tsy aradalàna reny....manginy fotsiny ny trafic bdb izay ezahina takonana nefa iz no tomponi fanampahana, de mbola ekena ve rangah zan satria VENDRANA araka ny tenin'Koto toko tsika gasy.. leo aho sana!
@user-sz9lw3kp7c
Ай бұрын
ho avy ny androny fa samia miandry
@mariusrakotovao740
26 күн бұрын
Kakakaka rehefa Docteur milaza ny maha docteur azy dia resabe fa rehefa "journaliste prospectivisme..." de tena mazava glorifions 😂😂
@rivoraza9227
Ай бұрын
Hafa nohon’ny fa aza anao no henonay t@ Fanirisoa Erinaivo. Raha ny fitantzrainao dia toa mi insinuer fa miaiky ny justice anglidy fa nanao erreur ? Sarotra inona izany.
@antoinetterazafitseheno3674
Ай бұрын
Ilay conduite exeptionnelle aloha no asa, fa ilay aucune charge dia mahagaga, nefa efa hita fa meloka izao , dia izao izany lasa tsy meloka indray ?
Hajanony ny bla bla bla fa ndàna mitolona mbain’ a
@user-be5wv6jd9k
Ай бұрын
Nangataka anio toerana io koa paraina August tamn androany Rajao. Maninona no tsy nommé i paraina August ???. Efa tsy ampy firy volana Ilay Rajao nitabataba tena andalambe fa vazaha i Andry Rajoelina ka tsy tokony hilatsaka, d androany vé izy sahy mangataka service ??? Tsy jesosy akory Andry Rajoelina fa olombelona ihany. Tsy manome tsiny any Andry Rajoelina Aho.
@DavyRAB
Ай бұрын
Bé hatoka b fotsiny enao fa ny gasy efa miletika
@gokhlayehenki3418
Ай бұрын
Aza mba manao attaque physique izany e
@DavyRAB
Ай бұрын
B saoka b takolaka
@zakasoaravi8962
Ай бұрын
Ambany fisainana ny manao firesaka toy izay. Na tsy dia mankasitraka izay lazainy aza.
@mendrikarazafi3063
Ай бұрын
Tsy fidiny azy no ho toy izao fa aza mba miteniteny fona,ra sanatria ka enao no toa azy de inona no ataonao ?
Пікірлер: 17