Sitrakao ve ny handray ny tànako
Hifampitantana, hiaraka amiko
Hamakivaky irý làlan-tsarotra irý
Làlan-tsarotra, làlan'ny fitia.
Raha toa ka tena fitiavana tokoa
Fa tsy kitoatoa no omenao ahy
Dia vonona aho, vonona aho ho namanao
Hiaraka tsy hifandao, hamakivaky fiainana
Негізгі бет Rossy - Sitraka
Пікірлер: 3