1 lza no hahasaraka ahy, Aminao, ry Jeso ô? Tompo tia nanavotra ahy, lanao, ry Kristy ô! 2 Iza no hanasaraka ahy, Amin'ny fitiavanao? He! ny foko tsy manahy, Tafatoetra ao Aminao! 3 Ny finoana no ampinga, Ny Baiboly no sabatra, Ka manoatra noho ny mpandresy, Amin'ny alalanao! 4 Ry Jesosy feno hery, Tano aho ho Anao; Ry mpamonjy olom-bery, Vonona hanoa Anao! Ka loza ve, sa mosary, Sa fanenjehana mafy? Ny fahafatesana aza eny Eny tsy hamoizako Anao --------
Пікірлер: 1