Tsara lay tantara Nenina tsy aloh hananatra fa ao afara handatsa Misy mahavita matevina mintsy ny sasany ah😢
@anarajaonarivony3162
Жыл бұрын
Sarotra dia sarotra ny fanabeazanasyfitaizananytanora hatramin’ny taloha ka mandraka ankehitriny..Raha mba mihaino na mahay maka lesona @itony tantaraitony mantsy ny ankizy dia mba hihena ny fahavoazana.Misaotra tompoko nizara.
@sosone7633
Жыл бұрын
Latsaka be ah amle feonle bandy ray😂😂😂😂😂
@asmineasmine1819
Жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️🙏 tsara fa nampalaelo manahirana ihany rehefa sendra ny zaza ts votonanatra 🥺
@kadijakadija7133
Жыл бұрын
Misaotra nizara fa mampalahelo be le tantara 😭😭anatra hoan'izay manao tsinontsinona anatra Ray amandreny tantara ty
@hantarajoelisolo3148
Жыл бұрын
Anatra ho anareo izay tanora mijalajila zao
@vivianeraminosoa2159
Жыл бұрын
Misaotra nizara!! Mampalahelo be!! 😢😢 Araho ihany ny anatry ny RAD rankizy!!
@marielesage1254
Жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka tegna mampalahelo be lay tantara 😍 🥰 😍 🥰 😍 ❤❤❤❤
@narindraniaina9634
Жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo ❤️❤️😘😘😍😍
Пікірлер: 16