diso tanteraka ianao tsy ny akanjo no itsarana fa ny valeur spirituelle,aona zany t@ andron'ny adama sy eva razantsika izay niboridana,afaka itsara azy ve enao oe tsy mendrika izy?ny silamo mifono lamba be manomboka any antampondoha atrany ampaladia ary mbola manao herisetra,nefa tsy ireny ve no tokony o mendrika indrindra
@sariakarabe8652
2 жыл бұрын
Tiako raha misy relève ilay AVM: mozika toy izao no tsy ampy eto an-tanana. Mankasitraka foana e.
Пікірлер: 5