Mankasitraka tompoko, tena misaotra ny Tompo fa tsy tonga ho azy ny fizahako ty video ty fa tena mandalo fitsapana mila ho kivy, contraire le zavatra jiaby noresahanao le natako fa kay tsy any lalana. Ny Tompo kay efa mandamina. Encore merci 😉
@andreahjhennie2080
7 ай бұрын
🙏 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏 . Mankasitraka Pasteur @ fampianarana fa tena marina io fahaizana mamela heloka io ary hiainana mihitsy !
@NampiandrazaTantelykenny
5 ай бұрын
azafady efa nivoaka ve ilay fampianarana mikasika ny "fahasarota-piaro? mankasitraka
Пікірлер: 4