Nomeny izao rehetra izao
mba hoe anjakana
nomeny tsy ho simbana na horavana
notolorana toy ny zaza
notolorany izay sahaza
kanefa mba tsaronao ve
"ILAY NANOME"
"Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany" Jaona 15.13
Негізгі бет Tanora Masina Itaosy - Raha mbola FITIA
Пікірлер