Mahay nareo e. Ny mpanonatra mahay, ny mpilalao aoka fotsiny kkkk
@tahinageorges612
Жыл бұрын
🤣😂🤣 misaotra betsaka fa tena tiko be!! Tena afakandro ah 🤣💖
@bakolylalatiana
Жыл бұрын
tiako e 😍😍😍😍
@jeddiamira8791
Жыл бұрын
Tena mampihomehy ilay tantara nisava hatram' ny torimasoko.2 🤣🤣. Mankasitraka ❤️
@kalamazookam9201
Жыл бұрын
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣mahalatsak be mitsy
@hantarajoelisolo3148
Жыл бұрын
Reny mpanaboaka reny mihitsy matetika no tsy lasa lavitra . Merci Christophe sy Ralala ☺️ 😗
@niriarisoanicolomberafanom7597
Жыл бұрын
Kkkk krontera 🤣🤣🤣🤣🤣
@jenyscah7346
Жыл бұрын
Merci beaucoup 😍😍💋💋
@anjaranaivo492
Жыл бұрын
😁😁misaotra nizara tena latsaka mits za 😂😂😂😂
@roz1046
Жыл бұрын
Mafinaritra be ! Mahay milalao mintsy le Honorine ka 😂😂😂😂
@ahmedhahmedh1818
Жыл бұрын
Mankasitr ee
@miangalymiranaelvianerakot4777
Жыл бұрын
Tena misy vava 🤣🤣🤣🤣
@nomenalucia4220
Жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara topoko, tapaka ny tsinaiko niaino azy😀😀
@julranai9942
Жыл бұрын
👍🏽👍🏽
@alrwparis7566
Жыл бұрын
😂😅🤣👍Tena Bravo ny Mpilalao ✍ Asohy tohiny è Svplé!Mahay 👂Mpankafý 🇲🇬
@sitrakarasoasimbola1854
Күн бұрын
😅
@myriadenis5506
Жыл бұрын
Tena efa niainako mintsy ty tantara ty. F d naazo anara- petaka mintsy ahy oe épicerie, nifindran- trano f vômaika loza. Msôtra nizara f tena nahay b daholo ny mpilalao.
Пікірлер: 50