Mankasitraka indrindra nizara Gasy Rakoto dia bonne fête des peres
@ramanandraisoahantarakotom6388
Жыл бұрын
Aleo tsy manambady ra otrany zao ny lehilahy
@rovasoa
2 жыл бұрын
Misaotra nizara😍😍🙏🙏🙋♀️🙋♀️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@mariejeannine6275
2 жыл бұрын
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🥰🙏🙏
@lopotitchaat5488
2 жыл бұрын
Raharaha be ny tsy fifandinihina De mankas oh
@MichouBeauty
5 ай бұрын
Andray… tsy dia tiako le niafarany 😢
@exkuw7771
2 жыл бұрын
Latsaka ny ranomasoko ny farany 😭 . Tsara be ilay tantara
@josianelarmusiau6659
2 жыл бұрын
Mankasitra indrindra tsara b lé tantara no mampalahelo zany eo iany fa miarahaba anareo Ray rehetra 😘
@mimalala03
2 жыл бұрын
Tena tsara de tsara fa mankasitraka indrindra tompoko o 💐
@rafarantsa5072
2 жыл бұрын
Te hanova ol fona tanjony tantara gasy.. De mamela heloka be vava, tsy masahy mijoro am FAHAMARINANA , nefa mpivavaka dolo ono. Mandatsaka aina ve de vitan' ny mifona? Mitovy fona ny tantara Soa fa mahay ny mpilalao. Misaotra nizara tompoko
@miorarazanamanana392
2 жыл бұрын
Dry mapalelo ! Fiainana niainako saingy ny reniko kosa tsy maty fa nisaraka dieny bola tsy nisy naratra, mafy ny nahazo anay zanaka sy ilay reny t@fanenjana tsandry nahazo anay
Mankasitraka tompoko, tena tsara le tantara, fa mampalahelo kosa
@yantia2520
5 ай бұрын
Misaotra nizara
@hantarajoelisolo3148
2 жыл бұрын
Hafa mihitsy ry Christophe sy ny ekipany manao tantara.
@mimalala03
2 жыл бұрын
Misaotra betsaka indrindra o, bonne fête des pères o 💐
@fleuretterazafimandimby6233
2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra anareo rehetra
@mirahandrianantenainarakot2122
2 жыл бұрын
Mampalahelo loatra,lasa sorona foana ilay tokantrano rehefa sendra ny olondoza,😢😢😢,matetika lasa fitsarana ivelany hatrany no manimba azy ireny,mankasitraka ny amin'ny fifampizarana,💪💪💪 mba hiova kosa angamba ny lehilahy raha miheno ity,indrindra ireo mpampijaly vady sy mpimamo,mirary soa ny tokantrano rehetra e
@teddyrubellahteddy762
Жыл бұрын
mankasitra indrindra ô
@nomenalucia4220
2 жыл бұрын
Misaotra betsaka topoko o tsara be le tantara
@andreahjhennie2080
5 ай бұрын
Mampalahelo mihitsy ny vehivavy refa sendran'ny rafozana ratsy fanahy & vady ratsy toetra , soa fa hendry ny zanaka ! 🎧 🇲🇬 ❤️ 😍 🇱🇧
@marrymarry8826
2 жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@arlettearlette91
2 жыл бұрын
Misaotsa betsaka
@sidonie6764
2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💔💔💔💔❣️💔💔💔🧡🇲🇬🇲🇬💔💔💔💔💔💔💔💜💜💜🇰🇼🇰🇼💔💔💔💔💖💖💜💜💜
@annahbrianda1033
2 жыл бұрын
❤️💕
@michelrakotondrazaka898
Жыл бұрын
Hafatra ho anareo vehivavy: REHEFA FANTATRA SY HITA FA TSY HANJARY NY FIFAMPITONDRANA SY NY FIFANAJANA DIA AZA MIARITRA FAHORIANA, IALAO FA LOZA NO MIANDRY... Izany mihintsy no nahazo ny anabaviko... HITSAKITSAKA SY LATSALATSA MIAMPY FANDROAHANA ISANANDRO NO NIAINANA, NEFA DIA ZARA RAHA MISY HENA 1KG ISAMBOLANA NO TONGANY AO ANTRANO... Maty tanteraka i Zoky vao nitsahatra ny fampahoriana azy...
@lilydaubec6298
2 жыл бұрын
Mankasitraka ny mpizara o
@claudiamasztalerz1790
2 жыл бұрын
Halako be fa maty foana le reny
@egridavinah345
2 жыл бұрын
Mankasitraka topoko
@ntsoavina
5 ай бұрын
Toy izany lay vehivavy kely saina. Maty martiora am lehilahy tsy misy fotony . Enjana be lay manipulation ny culture sy fivavahana amin’ny resaka fanambadiana ty a
@perpetueraharisoa1888
2 жыл бұрын
Mankasitrak sahad tompok
@xuli7493
2 жыл бұрын
Zay le problème ny vehivavy miaritra @ lelah tia mikasitanana.ny aina no manefa @ farany 😢
Пікірлер: 35