Tena tolokon'ny hehy hatramin'ny farany aho, misaotra anareo mpilalao tantara fa indri kely ozy ny mpandrafitra,aza asina pub accès banque reny intsony raha azo atao fa banque tena mpangalatra io.
@joelitinaravaomiarantsoa2291
Жыл бұрын
Tsara bé le tantara fa misaotra. Mankasitraka le mpilalao fa tena afa-po tanteraka. 😘
Tokony natao Acces banque no lohateny 😏😏 Lay tantara tsara be 🥰 fa ilay pub Acces banque isaky ny mietsika mandreraka be 🙄
@ambodimangafrancette749
Жыл бұрын
Kkkkkkk
@kadijakadija7133
Жыл бұрын
Mankasitraka nizara ôo Efa miaka midiny hono ny anjely 😂😂😂😂
@rolalu5800
Жыл бұрын
mankasitra anareo manao ny fizara fa mba afaka amboarina kely ve; ny volume anle tantara somary ambany fa avy eo le piano iny mande tonga de mafy be tampoka.
Пікірлер: 41