Masosotra be ny mihaino ny feon tsaka. Ataonareo exagerer be loatra ny feon tsaka
@MialisoaRatompoarivony
10 ай бұрын
Misaotra nizara fa tsara ilay tantara euh,, fa hitako hoe mi-exagéré be ihany ohatra ilay sady miresaka no misakafo (le vilia na tsy aiko hoe inona manenoneno be nefa ny vavan'zareo tsy mitsahatra miteny, dia hita be hoe amboarina ampifanarahana fotsiny fa tsy miaina tsara) ilay mandeha tohatra koa
@apop3771
Жыл бұрын
Misaotra betsaka
@miangalyfinona8595
2 жыл бұрын
Makasitraka o
@sidonie6764
2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o 💓❤💛♥️💝💕💚🇲🇬🇲🇬💛♥️💝💕💚🇰🇼🇰🇼💓💓💓💓💓💓
@mariellaferinande7953
2 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara 😍👌
@brendahannahbrianda2389
2 жыл бұрын
Tsara be fa izio mbl ho ela be zay voa misy tohiny
Пікірлер: 15