Ahatsiarovako ireo olondehibe tao aminay fahiny, rehefa mba manao fotoambavaka hariva iny dia tsy hadinon'ilay dadatoa sy nenitoa no manao izay hira izay.
@tootsie1675
3 жыл бұрын
Tian'ny bebeako (mama no fiantsoanay azy) tamin'ny fahavelony ity hira ity. Mitsingerina androany ny daty nahafatesany. Mavesatry ny fahatsiarovana ny fo 😭😭😭😭
@lilaramananjaona3858
3 жыл бұрын
mankasitraka tompoko🙏🙏🙏
@vilimitajimmytatiana5298
7 жыл бұрын
Ray ô mpamindra fo Ianao, ireo ory sy onena re mba amindrao fo ary omeo tanjaka ara-batana, ara-tsaina ary indrindra ara-panahy ho entiny miatrika ny fiainany, omeo hery ko, Amen!
@ManambintsoaRATOVONIRINA
Жыл бұрын
Tena ontsa ny foko mahar izto hira izato , tsaroko hoe mpanota aho
@joachimramaroson4030
4 жыл бұрын
milatsaka foana ny ranomasoko rehefa mihaino ity hira ity hatramizay ka hatramizao
@charlesandrianjaka2039
6 жыл бұрын
mpamindra fo Ianao Jesosy , misaotra betsaka ny amin'ny famindram-ponao
@tahiryalfred462
8 жыл бұрын
tsara b le hira, misy hiranareo mba ahatsiarovako ny reniko zay ku sao dia mba azo atao en ligne e, ny ditrako efa vitako hifonako o ry ray, mamela ahy fa ianao no mpiahy amin'izay vitako hatrizay
@jeanrazafindrakoto909
3 жыл бұрын
Mankasitraka e,amen🙏🙏🙏🙏
@radoraoelytiana1012
5 жыл бұрын
Tena ela no tsy nahenok ity hira ity, mampatsiahy ny fahazazana
@laloulydia4451
8 жыл бұрын
Mahafinaritra e ! hay vavaka no titren'io hira io.
@zakasoaravi8962
8 жыл бұрын
Aiza ianareo tarika (vintsy) Mala @zao fa mbola miandry anareo ny akama rehetra e!
@tarikavintsy8323
8 жыл бұрын
misaotra e.. mbola eto iany fa noho ny fahalaviran-toerana sy nny asa aman-drahara dia tena navela kely aloa ;fa efa iverina amin izay izao!! :) tsara ho marihiko kely fotsin dia ny hoe samihafa mihintsy n tarika mala izay mpikambana niala tao amn ny vintsy ..noh izany dia hafa ny tarika vintsy di hafa ny tarika mala
@zakasoaravi8962
8 жыл бұрын
Misaotra e!
@Njakasoa
8 жыл бұрын
Fahatsiarovana ny fahazazana sady hira vavaka tsara be.
@flywell2003
10 жыл бұрын
Mafinaritra ô.Ary tsy misy an'ilay version mpandeha @ radio Don Bosco iny ve mba atao en ligne azafady.Somary genre an'Vetsonkira sy zandry Gasy ireny ilay izy
@justinralaiarimanana6357
8 жыл бұрын
misaotra n tarika rehetra e!
@tarikavintsy8323
10 жыл бұрын
MANAKASITRAKA E! tena io iany no version anananay ,io no version nivoaka t@ albumnay Vol 1 t@1990
@mireillemadeleine2354
5 жыл бұрын
Latsak ny ranomasoko nihaino igy hita ity t@ RADIO DON BOSCO ANDROANY DE NOJEREK TATO B HENOK MISAOTRA NIZRA O
@seatevolution3947
9 жыл бұрын
tiko b ty hira ty ; mirakitra ny fahazazako
@jeanbessonprosper8221
5 жыл бұрын
Tena mbola kely t@ity nivoaka fa tena misaotra nametraka izy ty sur you tube ato homba anareo hatrany anie ny Tompo! mankasitraka eee
@mediaconceptor8985
5 жыл бұрын
eh izany fahine marina
@naftalyevah4623
8 жыл бұрын
merci bcp
@tarikavintsy8323
9 жыл бұрын
Suivez-nous sur facebook facebook.com/Tarika-Vintsy-644186359018966/
@mpivahiny1094
6 жыл бұрын
misaotra ry zalahy a ! , misaotra letsy PILA a ! teny @ pata isika t@ ireny fotoana ireny
Пікірлер: 26