Tena tsapako be le mahazo ani fifalina efa zavatra nahazo ah zao 😢😢😢
@pamellamougin756
Ай бұрын
Tena tokony ataon'ny Ray sy reny ary ny mpanabe rehetra lahasa tsy mahamenatra mihitsy ny manoro ny tanora hoe mianara aloha dia miasà . Ampatsiahivina ny maha olona vanona sy ny fitandremana amin'ny fitondratena fa henjana. Misaotra amin'ny tantara 😊
@ttrecordsstudio7394
Ай бұрын
Aiza fona re ny tohiny ô
@rabarimalalarabari56
Ай бұрын
Hâte d’écouter la suite 👌
@AngelitaEdvige-ns3lf
29 күн бұрын
Mankasitrak tompoko merci nizara 😢❤
@vivianeraminosoa2159
29 күн бұрын
Misaotra nizara!!
@gshvs8057
Ай бұрын
Misaotra nizara tsiky😂😂 poposy 😅 manga feo be daoly makasitraka hatrany❤😊
@ttrecordsstudio7394
Ай бұрын
Tsara fa nisy nanafina ndray ve le fizarana fah 2 e, maha kivy le manaraka tantara ato tsy hita tohiny sy fiafarana fona ve
@user-uv8gt4eh4b
Ай бұрын
Ratsy ny fifandraisana eo @ reny sy ny zanany( fifaliana) Mazava be ny vokatra Ilay reny masika sy manisy elanelana @ zanaka vavy. Mazava raha manafin -javatra ilay zanany.... Reny natao ho namana, hitantarana ny tsiambarantelo, fiantahantana.....Na @ sarotra n'a @ mora. Mila misaina ny ray amandreny @ resaka fifandraisana sy fitaizana ny ankizy. Mahatsiaro miady irery Fifaliana, lasa manaonao fona, ......Hanatra ho an'ny ray amandreny sy ny zanaka misy elanelana......
@anjaranaivo492
Ай бұрын
Mankasitraka tompoko❤
@user-zp4ku1dr6h
Ай бұрын
Mbola vao hieno ❤
@user-sn5gt3of7z
Ай бұрын
Mahay ka 😅...misaotra nizara hatrany ❤
@lilydaubec6298
Ай бұрын
Misaotra dia miandry ny tohiny indray.
@rovasoa
Ай бұрын
Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋♀️
@MARYMARY-si1yr
Ай бұрын
Merci beaucoup nizara ❤
@rabarimalalarabari56
24 күн бұрын
Tsara ilay tantara fa matetika ilay rehefa hoe eny ivelany ilay mi joué , dia tsy heno mihintsy ilay conversation . C’est vraiment dommage , heno be ny Klaxons etccccc Tokony mba ho reglen’ny ingénieur de son
@hantarajoelisolo3148
Ай бұрын
Misaotra nizara , mahapite hametika b ilay b famaliana any Ray amandreny, tena hoe tsy misy hajany mihitsy pfff
@anarajaonarivony3162
Ай бұрын
Misaotra nizara . Dia misy reny toa an’i Fifa ve. Manantena ny fiovany @ fizarana faha2
Пікірлер: 19