Tsy ranomaso no hanafaka Ny fahoriana ao anatinao Na famoizana izao tontolo izao Dia noho ilay olona nandao Marina fa nitia ianao ô Nandao ireo havatiana Fantany fa tsy kilalao ô Ny voady izay nekena fahiny Nahoana raha tsiky no handravaka Ity endrikao malahelo Hirahira isika roa no hitahiry Ireo fahasambarana taloha Ka izy aza minia manadino Tsy mahatsiaro ity ankany Toy ny tsipolitra manara-damba Miantsampy amin’ny olona mandalo
@cybernt4008
5 жыл бұрын
Tena msôtra bdb anao fa tena ntady mafy ny parôle an'io za.
Пікірлер: 8