amen! otriny zao tantarainao zany a papa lasaka tanteraka ny ranomasoka.tena mivavaka mafy aho mba hialany onjona zany.fany nany asa azoko miala amiko.mangataka ambavaka pester!!!
@garniernina9414
5 жыл бұрын
Salama tompoko! 🌸 maniry mafy ny ho avy, saingy tsy any an.tanindrazana! 🌺 💗💗💗
@tokyrazanajatovo5068
4 жыл бұрын
M@f. Makasitraka indrindra tompoko.
@jamalcell9450
5 жыл бұрын
amen! hotanteraka tokoa anie zany apapa!🙏 mba hotaraka hovoatah aleloia❤❤
Пікірлер: 4