Pendant mes courts séjours à Mada j'avais adoré l'instrument et je m'étais acheté un Valiyah ❤️
@RadoFentsu
Жыл бұрын
C'est Cool ça , t'as les tutos et les exercices si tu veux apprendre 😉😎
@hasinatsilavina7125
11 ай бұрын
Mankasitraka ô! Tohizo ny fampianarana fa tsara e.
@RadoFentsu
11 ай бұрын
Mankasitraka o, efa misy tuto maromaro ao chaîne ao
@hanitraandria5073
10 ай бұрын
Miaraha tompoko. Mankatelina e. Aiza no ahitana valiha professionnel?
@RadoFentsu
10 ай бұрын
Miarahana tompoko , afaka mandefa email na mi contact ahy am Fb ianao dia afaka omeko contact misaotra
@hantaraniriseheno8129
3 жыл бұрын
Mankasitraka 🙏be dia be Rado Fentsu a, @ fizaràna sarobidy👌.Manana valiha 2 aho saingy mitovy samy "mi". Azonao lazaina ve inona ny tonalité ny Valiha tena miasa @ hira malagasy
@RadoFentsu
3 жыл бұрын
Mankasitraka o 😊, Amin'ny akampobehiny tsy dia misy hoe tonalité manokana ho an'ireo gasy fa miakina am feony n'y Mpihira ihany. Fa ireo exercice reo afaka ampiasaina am valiha rehetra n'a inona n'a inona tonalité, eto Valiha en Do no ampiasaiko mba anamora n'y fanazavana
@kkhana2014
3 жыл бұрын
misaotra betsaka ô !
@RadoFentsu
3 жыл бұрын
Tsy misy fisaorana o 😊
@augustineravelontsoa520
2 жыл бұрын
Mazava tsara mihintsy n'y fanazavanao.😀
@RadoFentsu
2 жыл бұрын
Mankasitraka e
@TheAnalamanga
3 жыл бұрын
mankasitraka e. sambasamba mba nisy olona napianatra valiha mazava tsara ohatr izao.
@RadoFentsu
3 жыл бұрын
Mankasitraka e 😊, araho tsy tapaka ny chaîne sy page Fb Rado Fentsu fa efa ho avy ny tohiny 🇲🇬
@yolandeaimee3046
Жыл бұрын
Tsy hitanamban ao
@RadoFentsu
Жыл бұрын
Tsy azoko n'y tianao lazaina
@mirajao332
3 жыл бұрын
Oka fotsiny oa eee :)))
@RadoFentsu
3 жыл бұрын
kopy jy é 😀
@mirajao332
3 жыл бұрын
@@RadoFentsu mafinaritra e tsara be ee (arako doly oa ny vaovao ee :D )
Пікірлер: 20