Ny toetrany Solange taminy Faneva kosa tena tsy mety. Tsy misy idirany Faneva ny fitaka nahazo azy , Faneva aza no nanisy soa sy nanavotra azy taminy fianana.
@jocelynetsarasoa1467
3 жыл бұрын
Mankasitraka fa Mampalahelo zah Fandresena zany ko
@arlinarlind1695
3 жыл бұрын
Musaotra nizara tompoko fa tena tsara
@lu-cynthia5610
3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko ô vo hiaino mintsy zah io
Пікірлер: 19