Tsy vahaolana ny famonoana olona raha tratrany aretimpitiavana zany . Sady mampalahelo ny mamanao no mijaly koa ny tenanao izay namono ilay olona . Anatra ho an'ireo izay mandalo sedra otran"ity tantara ity zao.
@rakotoarivelonyaina8096
Жыл бұрын
Zandry a ty misy mlaaaaaay a! Karazan'lah raha tsy mihaino
@rinnalaurette2859
Жыл бұрын
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️
@user-uv8gt4eh4b
8 ай бұрын
Ny zavatra sarobidy, saropady tsy mora omena zany.....
@user-uv8gt4eh4b
8 ай бұрын
Fahadisoampanatenana @ fitiavana ve no amonoan'olona. Ianao no mora manome le zavatsarobidinao😂 Olona tsy fantatrao akory Sambany mitia olona, mitandrina sy mailo.......
@marrymarry8826
Жыл бұрын
Naveriko nohenoina Makasitraka hatrany tompoko
@user-uv8gt4eh4b
8 ай бұрын
Olona tsy fatapototra .......ve no omena le sarobidy narovana?
@gabyrazafitsiferana199
Жыл бұрын
Apk
@gshvs8057
Жыл бұрын
Misaotra indrindra miala ri sipa refa tsy tinni ni olona
Пікірлер: 10