- FIFIDIANANA : Noesorina tsy ho anisan’ny antontan-taratasy amin’ny filatsahan-kofidiana ho ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna ny fanamarinana ny fizakana zom-pirenena malagasy
- FIFIDIANANA : Nametraka fitoriana eny anivon’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny Fanjakana mikasika ny raharaha Ravalomanana Marc ny antoko Tiako i Madagasikara
- FAMPIANARANA : Mahatratra 66 miliara ariary ny tetibola natokan’ny fanjakana ho fampandehanana ny « Caisse école » manerana an’i Madagasikara
- ASA : Efa eo an-dalam-pikarakarana ireo pitsopitsony ara-teknika ny Fanjakana mialoha ny fampiharana ny fehezan-dalàna nasiam-panitsiana mifehy ny asa
- TSY FANDRIAMPAHALEMANA : Solombavambahoaka teo aloha voafidy tany Tsaratanàna no nosamborina fa ahiana ho voarohirohy amin’ny raharaha fakana an-keriny
Негізгі бет VAOVAO MINUTE FLASH 20 SEPTAMBRA 2024
Пікірлер