mahay nareo e, efa tena gasy mitsy a, teny farany sarotra ny teny gas kanef hainareo tsara, mlay e
@brunernoel3627
16 күн бұрын
Milay lisany e !
@rolandrakotondramanana6903
2 жыл бұрын
Lafo kiraro ny vazaha miteny gasy. sady tsy miady varotra
@nichabaiat7470
6 жыл бұрын
Maty tokiky za ra tsy ita soranareo fa feo to ndro enona d kara gasy mintsy. Chapeau
@desmondedalda7308
7 жыл бұрын
Oui ça je confirme, surtout à tana ; rehefa vahiny de triple prix, ary nadia tsy vazah ary antena, refa fantapatany ihany, fa avy andafy de efa midangana be n'y prix, aza mba atao otrany zany kosa zahay ranga, lany vola be nge, zahay maka any mada e!De mbola mamelona fianakaviana rehetra ko;aza atao lafo loatra, fa zahay ange malala fomba, afaka mba nanome cadeau kely 😉😉😉😉😉😉😉
midy varotra be loatra tena mahay miteny gasy nareo e tianay fa mahafinaritra anay :)
@angelaannes1210
6 жыл бұрын
Mahay raha mampimohy vazaha aby ty è. Azalaaaa tieko ee tsy mety empaka zah mizaha izity ee.
@melevolasoa5960
8 жыл бұрын
.anare tena mahay na zaha gasy faritra misy zaha fo haiko @teny gasy teny merina tengna tsihaiko
@galeolaveromanitra4828
5 жыл бұрын
Très bons comédiens ! Tapa-tsinay foana za mijery anareo e !
@bpanther7387
4 жыл бұрын
Nice man, you guys even speak dialects not the official Malagasy. Cool
@mariahaloma9767
7 жыл бұрын
wow ,tena mahay be ,sady tena Mendrika e , Mankasitrak o
@vivianrahari3752
Жыл бұрын
Bravissimi!😄😄
@hasinarajoelimamonjy9043
8 жыл бұрын
Mahagaga fa rehefa ny vazah no miteny gasy faly sy mankasitraka daolo ny akamaron'ny malagasy kanefa raha avadika indray raha ny gasy no mahay miteny vazah tsara na dia iray am vazah aza tsy mankasitra!!!!!
@tsidymiboela936
7 жыл бұрын
tsotra be, teny sarotra io. nefa rehefa mankany an-dafy ianao dia mila mahay ny teniny. ka mahafinaritra ny maheno vahiny miteny ny teniko fa tsy izaho indray no itonantonana iteny anglisy na frantsay aty amin'ny taniko satria mahita vazaha.
@marieasnarazafiarisoa8242
5 жыл бұрын
Mazava loatra valin'zaigny.Tenintsika tsisy raha ilagna azy ka tsy à Madagascar fao.Vazaha na tsy mahay miteny gasy @ tanintsika velogno fao,fa atsika ka tsy mahay teny vahiny @ tanin'olo tsy velogno (tsy mahazo asa,tsy afaka mifandray @ olo faeky).Matoa zare nahay teny gasy,tia gasy.Zaigny ny antony agnamaizagna fankasitrahagna zare.
@ghislainemauvais2607
5 жыл бұрын
Tena mahay miteny tsara eeee , tsy very mandeha
@claraniaina8262
8 жыл бұрын
sur mintsy ry Hasina a 👍👏👏 mlay nareo e 😉
@landryylang9296
7 жыл бұрын
Tsara zalah! Mankasitrak e. Tohizo foana fa mahafinaritra! :)
@miorarakotobe3721
7 жыл бұрын
TENA arakao ilay izy fa ilay mpampiakatra Prix tsy mijery KZitem ngamba a...well done indeed.. ;)
@solotahianarivomalala8504
8 жыл бұрын
Mankasitra ry zalahy a. Misy Gasy aza mbola sarotra ny mahazo ny zavatra teneniny fa ny an'ialahy isany mazava tokoa na dia misy fitenim-paritra aza indraindray.
@francoiseangelique6036
5 жыл бұрын
Mahafinaritra sady makasitra ,tohizo fa tsara ô
@honoratrajonson5531
8 жыл бұрын
miaky ko a zay !!! fomba fteny ko zan mlay lisany...
@andersondotjonny
8 жыл бұрын
"Tsy fomba"..... lol. Vazaha tsy mahay teny Gasy aho, ka mbola mampihomehy ahy mihitsy ity. Tohizo ny mankalaza ny zavatra rehetra Gasy!
@simonannicette4276
7 жыл бұрын
tena manabany gasy mihitsy diamiarivo sy vito alina koa ve de tsi ainy gasy nade tsy nianatra ve nareo boys american mihitsy no mananbady olon
@andorakotomalala3399
7 жыл бұрын
misotisoty be ny fon'i Annicette zany a, mba tony re a!
@azizstephanie7275
6 жыл бұрын
Wow mafinaritra~~~
@mamynarindra1340
8 жыл бұрын
tena mirarakivy zahay mijery anareo e! misaotra betsaka
@andylive974
5 жыл бұрын
Mianatra miteny gasy ... Faly aho satria tena nahatakatra ity video ity.
@lalainaraherizah
8 жыл бұрын
otrinona le maintso maintso azafady 😃! 👍
@sthernah1150
5 жыл бұрын
😅😅😅 karakory tohiza fa tsaray 👏👊
@onjaandriamasinoro8141
8 жыл бұрын
fanajana ho anareo e!
@simonannicette4276
7 жыл бұрын
ny dolarage ny americana ary tsy lanilanina dolara ray de ampy ivelomana madagasikar
@maminiainarasolofo4421
6 жыл бұрын
Milay daholo ny hafatra ampitainareo na dia mbola vitsivitsy aza no voajeriko ny vidéo nareo ! N vazaha indray no mananatra eto ! Tena mahatonga saina !😕 Samia manongo tena ze voatsindrona e! 😁 Misaotra zareo à!😍😍
@oliviaolivia7875
6 жыл бұрын
It's gone be crazy 💗💓💗💞😭😭😂😂😂😂😂 tsy fomba lol😎kkkkkkk
@andonirinasuzelleandrianas5844
7 жыл бұрын
hihihihi.....manisy an le mpampiakatra prix ndray izy eto an
@marinathiana7042
8 жыл бұрын
hihihihi!!! tena tokony manampy mpanano blague à mada nareo 2!!!
@jerrymahefaniaina2744
5 жыл бұрын
kkk! mlay be lesy baina a
@e-footballistique1186
8 жыл бұрын
Tairo Ranga fa zah hanka an'lay marron any aoriana io e!!! 4300 Ar :D
@DjamelYT2
6 жыл бұрын
hihihi reveko!
@karounekarine6581
6 жыл бұрын
😂😂😂 awesome 😂😂😂 it's so good😂😂😂
@arcelrakotondrainy8379
7 жыл бұрын
Eoah! Marina rangah izany a!
@haingoramambazafy9947
8 жыл бұрын
ptdr😂😂😂tena mampihomehy kosa e!
@simonannicette4276
7 жыл бұрын
izan koa.zan annicette zan koa
@rolandemelantinerazanamala6366
5 жыл бұрын
Misotra e!
@tiniisarobidy4525
6 жыл бұрын
hahahahhaaaa,, you're amazing guys!!!!kkkkkkkkk
@emeriensestide3803
6 жыл бұрын
Mafinaritr be fa tohizo
@herinarivorazafindralambo8737
5 жыл бұрын
Tena mahay
@galeolaveromanitra4828
6 жыл бұрын
mdr ! trop bien, je ne parle pas malgache, hi3, tena mahay nareo e !
@simonannicette4276
7 жыл бұрын
grand per ve ambol oavy dada b aza maika
@patricialovely7583
8 жыл бұрын
vazogo hihihi bravo
@simonannicette4276
7 жыл бұрын
alefaso indray ny fivarotan azo
@tsuhary
Жыл бұрын
Ameko mora b enao d hoe: iray hetsy 🤣🤣🤣
@rktsfa1914
8 жыл бұрын
Ao Tsara hatrany ianareo
@rasoanivo6061
5 жыл бұрын
manalazy mintsy lesy lisany zany
@yannickjames453
8 жыл бұрын
Mankasitrak @ le teny bôka Ganja e!!! F fanamarihana kel fotsin d oe "Vozongo" le izy f ts "Vazongo"!! ok ok, kias man!! tsar f toizo e!
@leotix5862
6 жыл бұрын
wouah
@rakoelie7581
8 жыл бұрын
milay ee
@nirinanoel2093
8 жыл бұрын
dia gaga any aho .
@sylviemariesymonia315
5 жыл бұрын
Aliko aty a'are manao fampisehona kkkk
@SehenoHanitriniainaRabehasaina
8 жыл бұрын
surrr mitsy, latsaka b a!!! mlay e! lé accent anle "vazongo" iny kou otrn tsy ratsy an!
@lindazafy1860
8 жыл бұрын
Merci 😂😂😂😂😂😂😂😂
@mariahaloma9767
7 жыл бұрын
Mahay nareo100/100no omeku,tena vanaka za ,ary tsy enao ihany ve azfdy lay mpanao cover iny e???
@cestrenelavao
8 жыл бұрын
Fanga refa vahiny no mividy dai atao lafo BE !!!? Hahahahahaa!!! zaho manka an'lah TSY FOMBA mints zany e!
@raharimalalavoadisoa9049
7 жыл бұрын
Renel MORAINTSOA :-D
@patricialovely7583
8 жыл бұрын
tss kiraro atonin za aza ko
@miorarabe1454
8 жыл бұрын
hahahaha!!! tsy ratsy iny!
@tsidymiboela936
7 жыл бұрын
ekena
@mboaratiarajerison5358
8 жыл бұрын
3:30 Tena sérieux ve dadabe? xD Tiako :D
@jaysthetic
7 жыл бұрын
Tena serieux ve dadabe zany? 😂😂😂
@toahir
8 жыл бұрын
mafinaritra
@ranoarijaonanyaina2912
8 жыл бұрын
milay les zalah f toiz fon an.sr mhts
@SehenoHanitriniainaRabehasaina
8 жыл бұрын
efa ainareo mitsy le aty oe rf vazà d petahan zareo lafo b! lol
@isabelleraoelina101
8 жыл бұрын
mlay be nareo ry zalahy.tena mampiasa travail prix be za n'y gasy rehefa vazaha mividy entana ann."Ts fomba"hihi
@StarVan0507
4 жыл бұрын
😂😂😂 ... Za ko mba haka 25
@desmondedalda7308
7 жыл бұрын
tiako ary tokony ho faly marina atsika;satria n'y vazah mande @tany ntsika anie, manome fivoarana (mampidy bola,)isorana zareo mba tia i mada ty, atsika mande any andafy tsisy avantage ndreo, fa lasa vosatra fanjakana(manao mahantra );la plus part,conclusion tsara ilaina n'y vazah 😆😆😆😆😆😆😆😆
@keziaandrianihasimanana706
8 жыл бұрын
lol! -otrin io? -tena tsar be io ramosé ah!! -fa otrin é? -avy any andafy mints io an -fa otrin ny vidiny é! -tena mora be io ramosé sady ts mahita afa otran io enao! -otrin ranga! -500 fotsn io é! -zan v d fotsn!!! :p :p
@erit4729
6 жыл бұрын
Tsara fa toizo eee
@tinaernette1005
6 жыл бұрын
milay be lay izy ee
@maminiainarasolofo4421
6 жыл бұрын
Mahatsikaiky ku n vidéo nareo 😂😂😂😂
@ernesteramanambonona6901
5 жыл бұрын
Kkkk tsy ratsy kosa
@steftonik
7 жыл бұрын
Ahoana marina ny ataon'ireny mpivarotra madinika ireny rehefa tratranareo amin'ilay mampiakatra vidin'entana be ? :D
@lalainaraherizah
8 жыл бұрын
marina loatra
@stephmariver8600
8 жыл бұрын
soa fianatra fa tena marina le teny oe tsy tokony mapiakatra prix am ze tiana zany
Пікірлер: 90