Mila vavaka tokoa ny firenentsika . Raha mba mivavaka ho an'ny tandindrazantsika toy izany daholo ny malagasy dia hanjaka eto amintsika ny fiadanana sy ny fandriam-pahalemana. Misaotra ny Ako. Ho tanteraka tokoa anie izany.
@rakotoarisoajeannot746
9 жыл бұрын
Tena mila vavaka mihitsy ity firenentsika ity . Raha samy mahatsiaro mivavaka sy mitodika amin'Andriamanitra ny malagasy rehetra dia hiadana sy handry fahalemana ihany ity nosintsika ity. Misaotra Ny Ako, Ho tanteraka tokoa anie izany vavaka izanye! Amena.
Пікірлер: 10