Aza atao an'izany aho Fa za anie mahare marary Fa na de hifanoroka Eo imasoko eo nareo tsy asiko olana Fa tandremo ihany lazaina zaIarahanao manaraka fa Ampy ngamba zay raha nenah Ka aleo za angina ho volamena N'inoninona kozinao d'efa ekena Na tokony tsy hanaiky aza De hekeko fahatany satria Efa zatra noterena Ka aleo za angina ho volamena N'inoninona kozinao d'efa ekena Na tokony tsy hanaiky aza De ekeko fahatany satria Aza omena an'izany ahoEfa zatra noterena K'aleo anao izay tiny anie Zay revenao alo tsy handaza ahy Fa ho avela any K'aleo anao izay tiny anie Zay revenao alo tsy handaza ahy Fa ho avela any Tiako ianao iny (Ayaye) Tiako ianao iny (Ayayayaye) Tiako ianao iny (an an an) Tiako ianao iny K'aleo za hijanona aloa fa tsy ho any Na mbola iverina indray ny omaly Aleo za hijanona alo fa tsy ho any F'efa nahazatra anah oa reny Tiako ianao iny (Ayaye) Tiako ianao iny (Ayayayaye) Tiako ianao iny (an an an) K'aza atao an'izany aho Fa ampy 'zay ny filafila Omeo an'ilay olon-kafaAleo tsy hiverina ny omaly Fa na nahita fafiny aza tany @ hafa tany tsy olana Fa afa ihany oa raha nenah Fa nan'inona ny ataonao fanahinina Ny adalanao nefa nahazatra anao De maninona ary zah no atao aniny Ze fikanao aloa fa za tsy hiala aminao Tsy hiala aminao za Tsy hiala aminao za Tsy hiala aminao za Zakaiko fa anjarako Ka aleo za angina ho volamena N'inoninona kozinao d'efa ekena Na tokony tsy hanaiky aza De ekeko fahatany satria Efa zatra noterena Ka aleo za angina ho volamena N'inoninona kozinao d'efa ekena Na tokony tsy hanaiky azaDe ekeko fahatany satria Efa zatra noterena K'aleo anao izay tiny anie Zay revenao alo tsy handaza ahy Fa ho avela any K'aleo anao izay tiny anie Zay revenao alo tsy handaza ahy Fa ho avela any Tiako ianao iny (Ayaye) Tiako ianao iny (Ayayayaye) Tiako ianao iny (an an an) Tiako ianao iny K'aleo za hijanona aloa fa tsy ho any Na mbola iverina indray ny omaly Aleo za hijanona alo fa tsy ho any F'efa nahazatra anah oa reny
@Fina.niaina
5 жыл бұрын
Vao manamboka fotsiny ny feno-Kira d Efa tsara 👌
@yoanofficial8926
5 жыл бұрын
J’adore mon frère 👊🏻😍
@andriannlisana4355
5 жыл бұрын
Un retour en douceur mais efficace. Kiasy
@chanchanlesvezos1765
5 жыл бұрын
@fitiavanamims3374
5 жыл бұрын
Toizo fa tsara tiko e 😍
@hasinafy3639
5 жыл бұрын
Tena tiako e 😍😍
@mah.003
5 жыл бұрын
Tsara tena tsara
@lolainjonah7431
5 жыл бұрын
Tsara ❤
@triciarvl6030
4 жыл бұрын
Tiako lotra 😍
@ramahandrisoanassisaidi5725
5 жыл бұрын
good vibes milay zoky eeeeeee
@danrakoto
5 жыл бұрын
Merci arione joy 🎶🎶👍👍👍
@everardmihary4162
5 жыл бұрын
Aminazy ny mélodie ny texte vomay milatsaka tsara ao ampo ny sentimaka Siora eeh
@naelharison6773
5 жыл бұрын
Cool👊👊
@stevenandriambololonarivo1017
5 жыл бұрын
1er vue 1er j'aime 1er commentaire
@danrakoto
5 жыл бұрын
Très bien encore une fois 😏😏😏
@lyndaepiphanie3132
5 жыл бұрын
J'aime 💕💕💕
@stephanenicomed1141
5 жыл бұрын
Kiass frr
@mirindraraolimandimbisoa9870
5 жыл бұрын
Tsara be😍😍❤
@tyanmiraz8770
5 жыл бұрын
Na nahita fafiny aza enao tany amin'ny hafa tany tsy maninona fa aleo ihany ny anahy! Masaka letsy bain an!
@rinahandrianiaina5244
4 жыл бұрын
Mamiii 💞😍
@moramanjakatanjonaandriana8778
5 жыл бұрын
mlay lesy frero
@carynjrandrianirina6329
5 жыл бұрын
Cover ve zany? 😂😂😂sa we elah no nanoratra an'izany le? 😂😂😂
Пікірлер: 52