ty sipa ty tsara be ny feony fa le pazzapa ry manimba hira mahatsiravina sady sepotra be mihira!
@ratovonasolochristian9772
10 жыл бұрын
mall"s 0344371816
@ratovonasolochristian9772
10 жыл бұрын
tsy eto antoerana i mall"s fa any allemagne 0344371816raha hanjifa album
@Ingahifara1
10 жыл бұрын
Tsaroana tokoa ny niventesan'i Vola an'io hira io indray mandeha tao amin'ny tranompokonolona Isotry. Efa ela izany, fa dia izao efa 40 taona mahery aty aoriana izao indray vao reko ilay izy. Hiran'i Paoly Dason hafa no fanaon'i Vola sy Noro. Tsaroana loatra ry Paoly Dason sy ry Raklio, niaraka tao amin'ny Railovy. Taty aoriana, nihira manokana i Paoly Dason, namorona ilay hoe "Maraina vaovao" ; toy izay koa Raklio, nandrotsirotsy anay : Amorom-patana, Hay ve, Bodo, 'Ndao hilalao, Reko fa...
@niainastephane6131
10 жыл бұрын
zao io vao itako!! zay reo ol reo vao fantako. kay sann a!! tsipy raozy oanareo!! norma bee
@ratovonasolochristian9772
10 жыл бұрын
ALBUM MALL'S TIAKO TIAKO IANAO HITA AO A SUPER MUSIC ANALAKELY
@ratovonasolochristian9772
10 жыл бұрын
EFA HITA AO A SUPER MUSIC ANALAKELY NY ALBUM MALL'S TIAKO TIAKO IANAO
@ratovonasolochristian9772
10 жыл бұрын
efa amidy ao a super music ny cd audio mall's misy ihany koa any frantsa ity hira ity de hira noforonin'i paoly dason ary nohirain'i vola (vola sy noro) dia nindramin'i mall's nohiraina a arrangement ny sy ny style ny
@ratovonasolochristian9772
10 жыл бұрын
efa hita ao a SUPER MUSIC NY ALBUM MALL'S MISY ITY HIRA ITY
@Ingahifara1
10 жыл бұрын
Aza fady indrindra, mety ho azo eto ve, tompoko, ny tononkira satria tsy dia azoko ny andalana sasany ? Misaotra mialoha.
Пікірлер