ho avy tsy ho ela hanolo ny hatsika ho hafanana izao tsy hamela ny aizina handresy ny hazavana ireo mafy nihafiko namoizako ankany, nandaozako tiana dia efa nikimpiko ahafahako hivimbina hafaliana any aoriana raha mipotrapotraka ny hatsemboako toa tsy ho lany ny vatako trotraka manahy ny ho lavo fa mijoro ihany tsy maintsy hivaly ny andro manorana mbola ho tsara ianareo tsy hijaly fa ho avy aho ho tonga hikarakara ao afara fa ho avy aho sombinaina tsy ahantra na dia tsy ho mpanana koa saingy tsy hiveri-maina hitondra ny ampy hiavian'ny soa ho avy aho hitoetra hanandratra anao mba ho ambony ny fahoriana rehetra tsy handresy lahatra intsony fa hitony ianao sasa-niandry nizaka mangina izay nidona tsy tafandry mandry nefa tsy kivy, tsy nirona injay isika hihaona ianao ilay nitondra, ianao ilay nizaka tsy ho olonolom-poana fa ho asandratro mpanjaka afaka hitraka
@josemichaelrazakariasa6586
3 жыл бұрын
Ao tsara mihitsy
@randriatahinaherylaurent3803
4 жыл бұрын
Tena miaiky anao aho rangahy, ohatran'ireny tena izy ireny mihitsy ny fanaovanao azy! Tsara fa tohizo, tena mankasitraka e!
@ainarazafindrakoto8795
5 жыл бұрын
NDRIIIIIY MANDRIA AM PIADANANA ZOKIBE....
@randriatahinaherylaurent3803
5 жыл бұрын
Tena mahafinaritra rangahy a! hira efa noheveriko ho efa very izany hira izany fa ianao no namerina azy, sady amin'ilay version taloha nahenoko azy mihitsy, sady hainao ny feo no hainao ny gitara, mankasitraka e! taiza ary izao no tsy hitako hatramin'izay.
Пікірлер