Ranonoram-pitahina avy any andanitra Tompo no arotsahy mba andenanay
@bondyalan5656
4 жыл бұрын
👏👍🙏
@ainamirindraratovohery4679
4 жыл бұрын
mbola mafinaritra ana fona ity hira ity Tsara ny Tompo zareo a izay mahasoa anao fon no Trandrahiny fa aza manahy izany mihintsy
@falyherinjatovo3462
4 жыл бұрын
Milay ilay comms e
@ainamirindraratovohery4679
4 жыл бұрын
@@falyherinjatovo3462 siora siora ra Faly e,aon ko ary n ahitan la ana aty lty le,hahaaa
@jamalcell9450
5 жыл бұрын
vohay hoay vavahan'i lanitra jesosy an.deraina anie anao.!
@rivomanantsoajeanbergerac9464
5 жыл бұрын
Vohay ny vavahady eeeeeeeee!
@rovaniainalalaharison9196
6 жыл бұрын
ateriko an tranonao ny ampahafolonkarena zay no tinao na miovitrovitra aza ny tany na mihorohoro ny firenena fa ahitanao
@michelrazafy1927
6 жыл бұрын
tsara e,zany nge no tena ahfantarana antsika hoe kristiana e,d tsika mankatoa
@sidoniejuster9119
6 жыл бұрын
Amen!!!
@solofonomenjanaharymarieni6301
6 жыл бұрын
Tsara loatra e!
@rivonantenainamiaro4492
6 жыл бұрын
VOHAY NY VAVAHADIN-DRANON'NY LANITRA EE!!HANDENA ANAY§§VOHAY JESOSY OOO!!
@razanamananaravakiniaina5287
6 жыл бұрын
Fenoy ny Fanahinao aho Tompo
@maminiaina6393
6 жыл бұрын
Avelao iraraka ... mila anao andro amanalina Jesosy.... mila anao
@roserdzk788
6 жыл бұрын
tsarovy fa rehefa mamafy isika dia tsy maintsy mijinja ,fay hoy ny TOMPO hoe fa izay ataonareo amin'iteny madinika ireny dia ataonareo amiko noho izany ataovy izay azon'ny tananao atao fa ny Tompo no mamaly izany am fotoana tsy ampoizanao,,
@lolipopstar4065
4 жыл бұрын
Amen,,Amen ,,ouvre les écluses des cieux 🙏 fait pleuvoir Seigneur 🙏🙏
@randriamiora7060
6 жыл бұрын
Tiako lotra aaa!!
@cecilekaufmann3577
6 жыл бұрын
Tena marina ve izany?????
@rufinrasolonjanahary4712
7 жыл бұрын
.Hihira ho an' I Jehovah aho fa lehibe tokoa ianao
@tsanleejhonson1433
7 жыл бұрын
arotsay Tompo o ilay Fanahy Masinao toy ny ranon'orana handena anay isan'andro
@tsiferanaravelonarivo4376
7 жыл бұрын
tsara eh
@marcelfabien4198
7 жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity...Voninahitra ho an'i Jesoa TOMPO mba ho vohainy antsika ny vavahady ny lanitra...
@alaingerald3248
7 жыл бұрын
Avelao hiraraka aty @nay Tompo ô ny ranon'orampitahina avy @nao. Amen
@josetahina4307
7 жыл бұрын
VOHAY NY VAVAHADY TOMPO misaotra anao nanome izahay izany
@tsantamahefaravalisoa8331
7 жыл бұрын
Tompo o!mahafinaritr NY midera Anao
@tsantamahefaravalisoa8331
7 жыл бұрын
Tompo o!mahafinaritr NY midera Anao
@andrianirinamaharavoroland8113
8 жыл бұрын
tiko ty hira ty a handenanay
@naza8166
8 жыл бұрын
Tsara ny midera an 'i Jesosy Tompo
@sitrakaandriamparany1936
8 жыл бұрын
Hanjakao zahay Jesoa a! Ianao no lalana sy fahamarinana ary fiainana!
@constancerambolamanana8757
8 жыл бұрын
Isika ho mpankatoa Baiboly foana è SALAMO 118 : 103 Endrey ny hamamin'ny Teninao, raha andramako! mihoatra noho ny Tantely ato am-bavako aza !
@lucasandriantsisataina1301
9 жыл бұрын
voay ny vavahadin-drnon'ny andenanay
@nagos70
9 жыл бұрын
Misaotra JESOSY ny amin'ny fitahinao rehetra
@randrianarivodina2705
9 жыл бұрын
Tranon'Andriamanitra sy Vavahadin'ny Lanitra ve ?
@lovaprisca8359
9 жыл бұрын
tena tsara be le hira, na parole nany feony,
@Maeliiane
4 жыл бұрын
Merci
@fytantelymitiana2385
9 жыл бұрын
Tsara an!!!
@nantenainarandrianarijaona9862
9 жыл бұрын
vohay ny vavahadin'ny lanitra jesosy o !
@productionrestoskatepark6737
6 жыл бұрын
Ataovy hoe any andanitra enao raha mihaino il hira tsara Be io misaotra tompoko!
Пікірлер